Ohabolana 31:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Mety hamitaka ny hatsaram-bika, ary mety hihelina* ihany ny hatsaran-tarehy,+Fa ny vehivavy matahotra an’i Jehovah no hoderaina.+
30 Mety hamitaka ny hatsaram-bika, ary mety hihelina* ihany ny hatsaran-tarehy,+Fa ny vehivavy matahotra an’i Jehovah no hoderaina.+