-
Efesianina 2:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 dia novelominy niaraka tamin’i Kristy isika, na dia maty noho ny helotsika aza.+—Hatsaram-panahy miavaka no namonjena anareo.—
-
-
Efesianina 2:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Izany hatsaram-panahy miavaka izany no namonjena anareo, noho ny finoanareo.+ Fanomezan’Andriamanitra anefa izany, fa tsy noho ny ezaka nataonareo.
-