Salamo 28:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Valio araka izay nataony izy ireny,+Araka ny ratsy fanaony. Valio araka ny asan’ny tanany izy ireny,Araka izay nataony.+ Salamo 62:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Anao koa, Jehovah ô, ny fitiavana sy ny tsy fivadihana,+Fa mamaly ny tsirairay araka ny nataony ianao.+ Ohabolana 24:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Raha hoy anefa ianao: “Tsy fantatray izany”, Dia tsy ho fantatr’Ilay mandinika ny fo* ve ny eritreritrao?+ Ho fantatr’Ilay mandinika tsara anao izany,Ka hovaliany araka ny nataony avy ny olona tsirairay.+
4 Valio araka izay nataony izy ireny,+Araka ny ratsy fanaony. Valio araka ny asan’ny tanany izy ireny,Araka izay nataony.+
12 Anao koa, Jehovah ô, ny fitiavana sy ny tsy fivadihana,+Fa mamaly ny tsirairay araka ny nataony ianao.+
12 Raha hoy anefa ianao: “Tsy fantatray izany”, Dia tsy ho fantatr’Ilay mandinika ny fo* ve ny eritreritrao?+ Ho fantatr’Ilay mandinika tsara anao izany,Ka hovaliany araka ny nataony avy ny olona tsirairay.+