FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 25:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tokony harahinareo tsara ilay modely* hasehoko anao, rehefa manamboatra ny tranolay masina sy ny kojakojany rehetra ianareo.+

  • Eksodosy 25:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Ary mitandrema tsara mba hifanaraka amin’ilay modely* naseho anao tatỳ an-tendrombohitra no hanaovanao an’ireo.+

  • Eksodosy 26:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Dia atsangano ilay tranolay masina, araka ilay planina naseho anao tatỳ an-tendrombohitra.+

  • Nomery 8:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary hoatr’izao no nanamboarana an’ilay fitoeran-jiro: Volamena notefena tamin’ny marotoa izy io. Notefena tamin’ny marotoa ilay izy, hatramin’ny sampany ka hatramin’ny felany.+ Araka ny fahitana+ nasehon’i Jehovah an’i Mosesy no nanamboarana an’ilay izy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara