FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 14:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Dia ho tonga eo ny Levita satria tsy mba omena anjara na lova eo aminao izy. Ho tonga eo koa ny vahiny sy ny kamboty ray ary ny mpitondratena ao an-tanànanao, dia hihinana ka ho voky.+ Amin’izay ianao hotahin’i Jehovah Andriamanitrao amin’izay rehetra hataonao.+

  • Deoteronomia 27:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “‘Voaozona izay mamoaka didim-pitsarana tsy ara-drariny+ rehefa mitsara ny vahiny sy ny kamboty ray ary ny mpitondratena.’+ Dia hamaly ny olona rehetra hoe: ‘Amena!’

  • Salamo 68:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Rain’ny kamboty ray sady mpiaro* ny mpitondratena+

      Andriamanitra, ao amin’ny fonenany masina.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara