-
Romanina 2:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Mafy loha anefa ianao ary tsy mety mibebaka ny fonao, ka hoatran’ny hoe manangona ny fahatezeran’Andriamanitra ho anao amin’ilay andro hanamparany ny hatezerany sy hitsarany araka ny rariny ianao.+
-
-
2 Petera 3:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Atokana mba haringana amin’ny afo amin’ny alalan’izany teny izany koa anefa ny lanitra sy ny tany misy amin’izao, ka tehirizina mandra-pahatongan’ny andro hitsarana sy handringanana an’ireo tsy matahotra an’Andriamanitra.+
-