FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 9:23-25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Koa natsotran’i Mosesy hanondro ny lanitra ny tehiny. Dia nandefa kotroka sy havandra i Jehovah, ary nisy afo* nilatsaka tamin’ny tany. Ary nampilatsaka havandra be dia be tany Ejipta i Jehovah. 24 Dia nilatsaka ny havandra, ary nisy afo nitselatselatra teny anelanelany. Tena be dia be mihitsy ilay havandra, ary mbola tsy nisy hoatr’izany eran’i Ejipta hatrizay naha firenena azy.+ 25 Nilatsahan’ny havandra daholo ny zava-drehetra tany an-tsaha nanerana an’i Ejipta, na ny olona na ny biby. Nosimban’ilay izy koa ny zavamaniry rehetra, ary potika ny hazo rehetra tany an-tsaha.+

  • Salamo 97:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Misy afo mivoaka eo anatrehany,+

      Ary mandevona an’ireo fahavalony manodidina azy izany.+

  • Salamo 97:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Mitsonika toy ny savoka ny tendrombohitra eo anatrehan’i Jehovah,+

      Eo anatrehan’ilay Tompon’ny tany manontolo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara