-
Joela 2:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Andro faran’izay maizina izany,+
Andro mandrahona sy maizim-pito,+
Ary toy ny hazavana vao mangiran-dratsy mandrakotra tendrombohitra.
Misy firenena mahery sady be mponina,+
Ary mbola tsy nisy firenena hoatr’azy hatramin’izay,
Sady tsy hisy intsony any aoriana,
Hatrany amin’ny taranaka fara aman-dimby.
-
-
Joela 2:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Rehefa manatona izy ireo, dia mihovotrovotra ny tany ary mihozongozona ny lanitra.
Lasa maizina ny masoandro sy ny volana,+
Ary tsy mamirapiratra intsony ny kintana.
-