FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joela 2:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ho maizina ny masoandro ary ho mena toy ny ra ny volana,+

      Alohan’ny hahatongavan’ny andron’i Jehovah, dia ilay andro lehibe sady mampahatahotra.+

  • Matio 24:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 “Aorian’ilay fahoriana amin’izany andro izany avy hatrany, dia ho maizina ny masoandro,+ tsy hanome hazavana ny volana, ho latsaka avy any an-danitra ny kintana, ary hohozongozonina ny herin’ny lanitra.*+

  • Lioka 21:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “Hisy famantarana koa eny amin’ny masoandro sy ny volana ary ny kintana.+ Ary etỳ ambonin’ny tany, dia hitebiteby sy ho very hevitra ireo firenena, noho ny fidoboky ny ranomasina sy ny fisamboaravoarany.

  • Apokalypsy 9:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Nosokafany ilay lavaka mangitsokitsoka, dia nisy setroka hoatran’ny setroky ny lafaoro lehibe nivoaka avy tao. Dia lasa maizina+ ny masoandro sy ny rivotra noho ny setrok’ilay lavaka.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara