FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 53:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Nampijalina+ sy nanaiky hampahorina izy,+

      Nefa tsy mba niteny mihitsy.

      Nentina hoatran’ny ondry hovonoina izy,+

      Hoatran’ny ondrivavy mangina eo anatrehan’ny mpanety azy,

      Ka tsy niteny mihitsy.+

  • Matio 27:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Dia niantsoantso mafy indray i Jesosy, dia tapitra ny ainy.+

  • Apokalypsy 5:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary nahita zanak’ondry nijoro teo akaikin’ny* seza fiandrianana aho, teo afovoan’ny zavamananaina efatra sy ny anti-panahy.+ Hoatran’ny efa novonoina+ ho faty ilay zanak’ondry.+ Nanana tandroka fito sy maso fito izy, ka ireo maso ireo dia ny fanahy fito nirahin’Andriamanitra+ maneran-tany.

  • Apokalypsy 5:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Niteny mafy izy ireo hoe: “Mendrika handray fahefana sy harena sy fahendrena sy hery sy haja sy voninahitra ary fisaorana+ ny Zanak’ondry, izay efa novonoina ho faty.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara