FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 51:7, 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Kaopy volamena teny an-tanan’i Jehovah i Babylona.

      Nataon’i Babylona izay hahamamo ny tany rehetra.

      Nisotro tamin’ny divainy ireo firenena,+

      Ka izany no nahalasa adala azy ireny.+

       8 Nianjera tampoka i Babylona ary torotoro.+

      Midradradradrà noho ny aminy!+

      Makà balsama fa manaintaina izy, sao mba mety ho sitrana ihany izy.”

  • Apokalypsy 17:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Tonga ny iray tamin’ireo anjely fito nanana vilia fito,+ ka hoy izy tamiko: “Avia fa hasehoko anao ny fitsarana an’ilay mpivaro-tena lehibe mipetraka eo ambonin’ny rano maro.+ 2 Nijangajanga*+ taminy ny mpanjakan’ny tany, ary natao mamon’ny divain’ny fijangajangany* ny mponina eny ambonin’ny tany.”+

  • Apokalypsy 18:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara