Apokalypsy 18:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Mifalia noho izay manjo azy, ry lanitra!+ Mifalia koa ianareo olona masina+ sy apostoly ary mpaminany, satria efa namoaka ny didim-pitsarana momba azy Andriamanitra noho izay nataony taminareo!”+
20 “Mifalia noho izay manjo azy, ry lanitra!+ Mifalia koa ianareo olona masina+ sy apostoly ary mpaminany, satria efa namoaka ny didim-pitsarana momba azy Andriamanitra noho izay nataony taminareo!”+