FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 1
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

1 Korintianina: Topy Maso

      • Fiarahabana (1-3)

      • Nisaotra an’i Jehovah i Paoly noho ny amin’ireo Korintianina (4-9)

      • Fampirisihana mba hiray hina (10-17)

      • Kristy, ilay hery sy fahendren’Andriamanitra (18-25)

      • I Jehovah ihany no atao rehareha (26-31)

1 Korintianina 1:1

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 9:15

1 Korintianina 1:2

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 18:1
  • +1Ko 6:11; He 9:13, 14
  • +Mt 12:18, 21; As 4:12

1 Korintianina 1:3

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Jereo F.T.

1 Korintianina 1:5

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Kl 1:9

1 Korintianina 1:6

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 18:5

1 Korintianina 1:7

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Lk 17:29, 30; 2Te 1:7; 1Pe 1:7

1 Korintianina 1:8

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 4:5; 5:5; Ap 1:10

1 Korintianina 1:9

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “hanana anjara miaraka.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +De 7:9

1 Korintianina 1:10

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 16:17
  • +Ro 15:5, 6; 2Ko 13:11; Ef 4:1, 3; Fi 2:2

1 Korintianina 1:12

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Antsoina koa hoe Petera.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 18:24; 1Ko 3:4, 5, 21-23

1 Korintianina 1:14

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 18:8
  • +Ro 16:23

1 Korintianina 1:16

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 16:15

1 Korintianina 1:17

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “Tsy nampiasa teny fampiasan’ny olona marani-tsaina.”

  • *

    Jereo F.T.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 9:15

1 Korintianina 1:18

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “teny.”

  • *

    Jereo F.T.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 17:18; 1Ko 2:14
  • +Ro 1:16

1 Korintianina 1:19

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “hailiko.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Is 29:14

1 Korintianina 1:20

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Izany hoe manam-pahaizana momba ny Lalàna.

  • *

    Na: “amin’izao vanim-potoana izao?” Jereo F.T.

1 Korintianina 1:21

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Lk 10:21
  • +Kl 2:8
  • +1Ko 2:14; 3:18

1 Korintianina 1:22

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mt 12:38; Lk 11:29

1 Korintianina 1:23

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 17:32

1 Korintianina 1:24

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Kl 2:3

1 Korintianina 1:25

Fanondroana Andininy Hafa

  • +2Ko 13:4

1 Korintianina 1:26

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “araka ny hevitr’olombelona.”

  • *

    Na: “avy amin’ny fianakaviana manan-kaja.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 4:13
  • +Jn 7:48; Jk 2:5

1 Korintianina 1:27

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mt 11:25

1 Korintianina 1:28

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 2:6

1 Korintianina 1:29

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Abt: “nofo.”

1 Korintianina 1:30

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 10:4; 2Ko 5:21
  • +Jn 17:19; He 10:10
  • +Ro 3:24; Kl 1:13, 14

1 Korintianina 1:31

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Jereo F.F. A5.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Je 9:24; 2Ko 10:17

Ankapobeny

1 Kor. 1:1As 9:15
1 Kor. 1:2As 18:1
1 Kor. 1:21Ko 6:11; He 9:13, 14
1 Kor. 1:2Mt 12:18, 21; As 4:12
1 Kor. 1:5Kl 1:9
1 Kor. 1:6As 18:5
1 Kor. 1:7Lk 17:29, 30; 2Te 1:7; 1Pe 1:7
1 Kor. 1:81Ko 4:5; 5:5; Ap 1:10
1 Kor. 1:9De 7:9
1 Kor. 1:10Ro 15:5, 6; 2Ko 13:11; Ef 4:1, 3; Fi 2:2
1 Kor. 1:10Ro 16:17
1 Kor. 1:12As 18:24; 1Ko 3:4, 5, 21-23
1 Kor. 1:14As 18:8
1 Kor. 1:14Ro 16:23
1 Kor. 1:161Ko 16:15
1 Kor. 1:17As 9:15
1 Kor. 1:18As 17:18; 1Ko 2:14
1 Kor. 1:18Ro 1:16
1 Kor. 1:19Is 29:14
1 Kor. 1:21Lk 10:21
1 Kor. 1:21Kl 2:8
1 Kor. 1:211Ko 2:14; 3:18
1 Kor. 1:22Mt 12:38; Lk 11:29
1 Kor. 1:23As 17:32
1 Kor. 1:24Kl 2:3
1 Kor. 1:252Ko 13:4
1 Kor. 1:26As 4:13
1 Kor. 1:26Jn 7:48; Jk 2:5
1 Kor. 1:27Mt 11:25
1 Kor. 1:281Ko 2:6
1 Kor. 1:30Ro 10:4; 2Ko 5:21
1 Kor. 1:30Jn 17:19; He 10:10
1 Kor. 1:30Ro 3:24; Kl 1:13, 14
1 Kor. 1:31Je 9:24; 2Ko 10:17
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
  • 5
  • 6
  • 7
  • 8
  • 9
  • 10
  • 11
  • 12
  • 13
  • 14
  • 15
  • 16
  • 17
  • 18
  • 19
  • 20
  • 21
  • 22
  • 23
  • 24
  • 25
  • 26
  • 27
  • 28
  • 29
  • 30
  • 31
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
1 Korintianina 1:1-31

Korintianina Voalohany

1 Avy amin’i Paoly, ilay voantso ho apostolin’i+ Kristy Jesosy noho ny sitrapon’Andriamanitra, sy Sostena rahalahintsika.

2 Ho an’ny fiangonan’Andriamanitra any Korinto,+ dia ianareo izay nohamasinina tao amin’i Kristy Jesosy+ sady voantso ho olona masina, ary ho an’izay rehetra miantso ny anaran’i Jesosy Kristy Tompontsika,+ na aiza na aiza, izay Tompon’izy ireo sady Tompontsika koa,

3 Enga anie ilay Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo mba haneho hatsaram-panahy miavaka* aminareo sady hanome anareo fiadanana!

4 Misaotra an’ilay Andriamanitro foana aho noho ny aminareo, satria nanehoany hatsaram-panahy miavaka tamin’ny alalan’i Kristy Jesosy ianareo. 5 Noho ianareo tafaray amin’i Kristy mantsy, dia lasa manan-karena amin’ny zava-drehetra ianareo, anisan’izany ny hoe lasa mahay mitory sy manana fahalalana feno ianareo,+ 6 satria natao mafy orina teo aminareo ny fitoriana momba an’i Kristy.+ 7 Noho izany, dia tsy misy mihitsy fanomezana tsy anananareo, amin’izao ianareo miandry mafy izao hoe rahoviana no haharihary i Jesosy Kristy Tompontsika.+ 8 Hanampy anareo ho mafy orina hatramin’ny farany koa Andriamanitra, mba tsy hisy antony hiampangana anareo amin’ny andron’i Jesosy Kristy Tompontsika.+ 9 Tsy mivadika amin’ny teniny Andriamanitra,+ izay niantso anareo mba hifandray akaiky* amin’ny Zanany, dia i Jesosy Kristy Tompontsika.

10 Mampirisika anareo aho, ry rahalahy, amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompontsika, mba hifanara-kevitra ianareo amin’izay lazainareo. Aza avela hisy fisaratsarahana eo aminareo,+ fa miezaha kosa hiray hina tsara ka hiray saina sy hiray hevitra.+ 11 Nisy olona avy amin’ny ankohonan’i Kloa mantsy, ry rahalahiko, niresaka momba anareo tamiko hoe misy aminareo, hono, tsy mifanaraka. 12 Izao no tiako holazaina: Misy milaza hoe “Izaho an’i Paoly”, na hoe “Izaho an’i Apolosy”,+ ary ny hafa indray miteny hoe “Izaho an’i Kefasy”,* na “Izaho an’i Kristy.” 13 Fa angaha voazarazara i Kristy? I Paoly angaha no novonoina teo amin’ny tsato-kazo ho anareo? Sa natao batisa tamin’ny anaran’i Paoly ianareo? 14 Misaotra an’Andriamanitra aho fa tsy nisy nataoko batisa ianareo, afa-tsy i Krispo+ sy Gaio,+ 15 mba tsy hisy hilaza hoe natao batisa tamin’ny anarako ianareo. 16 Eny e! Nataoko batisa koa ny ankohonan’i Stefanasy.+ Tsy tadidiko raha mbola nisy hafa nataoko batisa koa na tsia. 17 Fa tsy naniraka ahy hanao batisa i Kristy, fa hitory ny vaovao tsara.+ Tsy nampiseho fahendren’olombelona* anefa aho rehefa nitory, sao lasa tsy hisy hilana azy ny hazo fijalian’i* Kristy.

18 Fa amin’ireo ho ringana, dia hadalana ny fampianarana* momba ny hazo fijaliana,*+ fa amintsika izay hovonjena kosa, dia herin’Andriamanitra izany.+ 19 Fa voasoratra hoe: “Hofoanako ny fahendren’ny olon-kendry, ary holaviko* ny fahiratan-tsain’ny mahira-tsaina.”+ 20 Aiza àry ny olon-kendry? Aiza ny mpanora-dalàna?* Aiza ny mpiady hevitra eto amin’izao tontolo izao?* Tsy novan’Andriamanitra ho hadalana ve ny fahendren’izao tontolo izao? 21 Fa tsy mahalala an’Andriamanitra izao tontolo izao+ satria mihevi-tena ho manam-pahendrena.+ Nasehon’Andriamanitra anefa ny fahendreny, ka hitany hoe mety raha amin’ny alalan’ilay hafatra torinay, izay eritreretin’ny olona hoe hadalana,+ no hamonjena an’izay mino.

22 Fa mangataka famantarana+ ny Jiosy, ary mitady fahendrena ny Grika. 23 Isika kosa mitory an’i Kristy novonoina teo amin’ny tsato-kazo, izay zavatra manafintohina an’ireo Jiosy ary hadalana amin’ny hafa firenena.+ 24 Amin’izay voantso kosa anefa, na Jiosy na Grika, dia amin’ny alalan’i Kristy no isehoan’ny herin’Andriamanitra sy ny fahendren’Andriamanitra.+ 25 Izay toa hadalana avy amin’Andriamanitra mantsy dia mbola hendry noho ny olona, ary izay toa fahalemena avy amin’Andriamanitra dia mbola mahery noho ny olona.+

26 Ary hitanareo, ry rahalahy, fa rehefa niantso anareo izy, dia tsy betsaka taminareo no hendry araka ny nofo,*+ tsy betsaka no mahery, ary tsy betsaka no avo razana.*+ 27 Nifidy ny zavatra adala amin’izao tontolo izao kosa Andriamanitra mba hampahamenatra ny olon-kendry. Ary nifidy ny zavatra malemy amin’izao tontolo izao Andriamanitra mba hampahamenatra ny zavatra mahery.+ 28 Ary nifidy ny zavatra tsy misy dikany amin’izao tontolo izao sy ny zavatra atao tsinontsinona Andriamanitra, dia izay zavatra tsy misy, mba hanafoanany an’izay misy,+ 29 amin’izay dia tsy hisy olona* hirehareha eo imason’Andriamanitra. 30 Fa izy no nahatonga anareo ho tafaray amin’i Kristy Jesosy, izay nampahafantatra antsika ny fahendren’Andriamanitra sy ny fahamarinany,+ sady nahatonga antsika ho masina,+ ary nanafaka antsika tamin’ny alalan’ny vidim-panavotana,+ 31 mba ho araka ilay voasoratra hoe: “Izay mirehareha, dia i Jehovah* no tokony hataony rehareha.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara