FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Korintianina 3
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

2 Korintianina: Topy Maso

      • Taratasy fampahafantarana (1-3)

      • Mpanompon’ny fifanekena vaovao (4-6)

      • Be voninahitra kokoa ilay fifanekena vaovao (7-18)

2 Korintianina 3:2

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 9:2

2 Korintianina 3:3

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 3:5
  • +Ek 31:18; 34:1
  • +Oh 3:3; 7:3

2 Korintianina 3:5

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 4:12, 15; Fi 2:13

2 Korintianina 3:6

Fanondroana Andininy Hafa

  • +He 8:6
  • +Ro 13:9
  • +Ga 3:10
  • +Jn 6:63

2 Korintianina 3:7

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 31:18; 32:16
  • +Ek 34:29, 30

2 Korintianina 3:8

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Pe 4:14
  • +As 2:1, 4

2 Korintianina 3:9

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 34:35
  • +De 27:26
  • +Ro 3:21, 22

2 Korintianina 3:10

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Kl 2:16, 17

2 Korintianina 3:11

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 19:16; 24:17
  • +He 12:22-24

2 Korintianina 3:12

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Pe 1:3, 4

2 Korintianina 3:13

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 34:33-35

2 Korintianina 3:14

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 11:7
  • +Jn 12:40
  • +Ro 7:6; Ef 2:15

2 Korintianina 3:15

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 11:8
  • +As 15:21

2 Korintianina 3:16

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Jereo F.F. A5.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 34:34

2 Korintianina 3:17

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Jereo F.F. A5.

  • *

    Jereo F.F. A5.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Jn 4:24
  • +Is 61:1; Ro 6:14; 8:15; Ga 5:1, 13

2 Korintianina 3:18

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Jereo F.F. A5.

  • *

    Abt: “avy amin’ny voninahitra ho amin’ny voninahitra.”

  • *

    Jereo F.F. A5.

  • *

    Na mety hoe “ataon’ny fanahin’i Jehovah.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +2Ko 4:6; Ef 4:23, 24; 5:1

Ankapobeny

2 Kor. 3:21Ko 9:2
2 Kor. 3:31Ko 3:5
2 Kor. 3:3Ek 31:18; 34:1
2 Kor. 3:3Oh 3:3; 7:3
2 Kor. 3:5Ek 4:12, 15; Fi 2:13
2 Kor. 3:6He 8:6
2 Kor. 3:6Ro 13:9
2 Kor. 3:6Ga 3:10
2 Kor. 3:6Jn 6:63
2 Kor. 3:7Ek 31:18; 32:16
2 Kor. 3:7Ek 34:29, 30
2 Kor. 3:81Pe 4:14
2 Kor. 3:8As 2:1, 4
2 Kor. 3:9Ek 34:35
2 Kor. 3:9De 27:26
2 Kor. 3:9Ro 3:21, 22
2 Kor. 3:10Kl 2:16, 17
2 Kor. 3:11Ek 19:16; 24:17
2 Kor. 3:11He 12:22-24
2 Kor. 3:121Pe 1:3, 4
2 Kor. 3:13Ek 34:33-35
2 Kor. 3:14Ro 11:7
2 Kor. 3:14Jn 12:40
2 Kor. 3:14Ro 7:6; Ef 2:15
2 Kor. 3:15Ro 11:8
2 Kor. 3:15As 15:21
2 Kor. 3:16Ek 34:34
2 Kor. 3:17Jn 4:24
2 Kor. 3:17Is 61:1; Ro 6:14; 8:15; Ga 5:1, 13
2 Kor. 3:182Ko 4:6; Ef 4:23, 24; 5:1
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
  • 5
  • 6
  • 7
  • 8
  • 9
  • 10
  • 11
  • 12
  • 13
  • 14
  • 15
  • 16
  • 17
  • 18
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
2 Korintianina 3:1-18

Korintianina Faharoa

3 Mila mampahafantatra ny tenanay aminareo indray ve izahay? Sa ve izahay, hoatran’ny sasany, ka hoe mila manome anareo taratasy fampahafantarana ny momba anay, na mila an’izany avy aminareo? 2 Ianareo no taratasinay,+ voasoratra ato am-ponay ary fantatra sy vakin’ny olona rehetra. 3 Miharihary mantsy fa ianareo no taratasin’i Kristy nosoratanay mpanompon’Andriamanitra.+ Tsy nosoratana tamin’ny ranomainty anefa, fa tamin’ny fanahin’Andriamanitra velona, ary tsy teo amin’ny takela-bato,+ fa teo amin’ny takelaka nofo, dia ny fo.+

4 Matoky an’izany izahay eo anatrehan’Andriamanitra, noho ny amin’i Kristy. 5 Izahay akory tsy mihambo hoe noho ny ezaka ataonay no mahatonga anay hahay an’ilay asa, fa Andriamanitra kosa no mahatonga anay hahay an’ilay izy.+ 6 Izy no tena mahatonga anay hahay an’ilay asa ka ho lasa mpanompon’ny fifanekena vaovao,+ izany hoe tsy mpanompon’ny lalàna voasoratra,+ fa mpanompon’ny fanahy. Manameloka ho faty+ mantsy ilay lalàna voasoratra, fa mahavelona+ kosa ny fanahy.

7 Nomena tamim-boninahitra lehibe ilay lalàna mitondra fahafatesana sy nosoratana teo amin’ny vato,+ ka tsy vitan’ny zanak’Israely ny nibanjina ny tarehin’i Mosesy noho ilay voninahitra nampamirapiratra ny tarehiny,+ dia ilay voninahitra tsy maintsy hofoanana. 8 Koa raha izany, tsy vao mainka ve tokony homena amim-boninahitra+ lehibe kokoa ny fanahy?+ 9 Raha be voninahitra+ ilay lalàna nitondra fanamelohana,+ dia vao mainka tokony ho be voninahitra kokoa ilay fanompoana manampy ny olona ho lasa olo-marina!+ 10 Na ilay natao be voninahitra taloha aza lasa tsy manana voninahitra intsony, noho ilay voninahitra tsara kokoa.+ 11 Fa raha ilay tsy maintsy hofoanana aza nomena tamim-boninahitra,+ dia vao mainka tokony ho be voninahitra kokoa ilay maharitra!+

12 Koa satria manana an’izany fanantenana+ izany isika, dia tena sahy miteny, 13 ary tsy manao hoatran’ny nataon’i Mosesy tamin’izy nanarona lamba ny tarehiny,+ mba tsy hahafahan’ny zanak’Israely hibanjina an’izay hiafaran’ilay tsy maintsy hofoanana. 14 Donto anefa ny sain’izy ireo.+ Mbola tsy nesorina foana mantsy hatramin’izao ilay lamba manarona rehefa vakina ilay fifanekena taloha,+ satria amin’ny alalan’i Kristy ihany no anesorana azy io.+ 15 Raha ny marina, dia misy lamba manarona ny fon’izy ireo+ hatramin’izao, isaky ny vakina izay nosoratan’i Mosesy.+ 16 Rehefa misy olona miverina amin’i Jehovah* anefa, dia esorina ilay lamba manarona.+ 17 I Jehovah* no ilay Fanahy,+ ary any amin’izay misy ny fanahin’i Jehovah* dia misy fahafahana.+ 18 Ary nesorintsika ny lamba manarona ny tarehintsika, ka toy ny fitaratra manome taratry ny voninahitr’i Jehovah* isika. Ovana hitovy endrika aminy àry isika rehetra, ka manome taratra tsikelikely ny voninahiny,* mifanaraka tanteraka amin’ilay fanovana ataon’i Jehovah,* izay Fanahy.*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara