FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 18
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

Asan’ny Apostoly: Topy Maso

      • Ny fanompoan’i Paoly tany Korinto (1-17)

      • Niverina tany Antiokia any Syria (18-22)

      • Nankany Galatia sy Frijia i Paoly (23)

      • Nampiana i Apolosy, lehilahy nahay nandaha-teny (24-28)

Asan’ny Apostoly 18:2

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 18:24, 26; 1Ko 16:19; 2Ti 4:19

Asan’ny Apostoly 18:3

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 20:34; 1Ko 4:11, 12; 9:15; 1Te 2:9; 2Te 3:8, 10

Asan’ny Apostoly 18:4

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “nifanakalo hevitra tamin’ny olona.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mt 4:23
  • +As 17:2

Asan’ny Apostoly 18:5

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 15:27; 17:14
  • +As 16:1, 2; 1Te 3:6
  • +As 17:2, 3; 28:23

Asan’ny Apostoly 18:6

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Abt: “Aoka ho eo an-dohanareo ihany ny ranareo.”

  • *

    Abt: “Madio.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mt 10:14
  • +Ezk 33:4
  • +As 20:26
  • +As 13:46; 28:28; Ro 1:16

Asan’ny Apostoly 18:7

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Izany hoe tao amin’ny synagoga.

Asan’ny Apostoly 18:8

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 1:14

Asan’ny Apostoly 18:10

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mt 28:20

Asan’ny Apostoly 18:12

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Jereo F.T.

Asan’ny Apostoly 18:15

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 23:29; 25:19

Asan’ny Apostoly 18:17

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 1:1

Asan’ny Apostoly 18:18

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 16:1

Asan’ny Apostoly 18:19

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 17:2

Asan’ny Apostoly 18:21

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Jereo F.F. A5.

Asan’ny Apostoly 18:22

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Angamba tany Jerosalema.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 15:36

Asan’ny Apostoly 18:23

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 16:6
  • +As 14:21, 22; 15:32

Asan’ny Apostoly 18:24

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 19:1; 1Ko 1:12; 3:5, 6

Asan’ny Apostoly 18:25

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Fampianarana am-bava no resahina eto.

  • *

    Jereo F.F. A5.

Asan’ny Apostoly 18:26

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 16:3; 1Ko 16:19

Asan’ny Apostoly 18:28

Fanondroana Andininy Hafa

  • +De 18:15; Sl 16:10; Is 7:14; Mi 5:2

Ankapobeny

Asa. 18:2As 18:24, 26; 1Ko 16:19; 2Ti 4:19
Asa. 18:3As 20:34; 1Ko 4:11, 12; 9:15; 1Te 2:9; 2Te 3:8, 10
Asa. 18:4Mt 4:23
Asa. 18:4As 17:2
Asa. 18:5As 15:27; 17:14
Asa. 18:5As 16:1, 2; 1Te 3:6
Asa. 18:5As 17:2, 3; 28:23
Asa. 18:6Mt 10:14
Asa. 18:6Ezk 33:4
Asa. 18:6As 20:26
Asa. 18:6As 13:46; 28:28; Ro 1:16
Asa. 18:81Ko 1:14
Asa. 18:10Mt 28:20
Asa. 18:15As 23:29; 25:19
Asa. 18:171Ko 1:1
Asa. 18:18Ro 16:1
Asa. 18:19As 17:2
Asa. 18:22As 15:36
Asa. 18:23As 16:6
Asa. 18:23As 14:21, 22; 15:32
Asa. 18:24As 19:1; 1Ko 1:12; 3:5, 6
Asa. 18:26Ro 16:3; 1Ko 16:19
Asa. 18:28De 18:15; Sl 16:10; Is 7:14; Mi 5:2
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
  • 5
  • 6
  • 7
  • 8
  • 9
  • 10
  • 11
  • 12
  • 13
  • 14
  • 15
  • 16
  • 17
  • 18
  • 19
  • 20
  • 21
  • 22
  • 23
  • 24
  • 25
  • 26
  • 27
  • 28
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Asan’ny Apostoly 18:1-28

Asan’ny Apostoly

18 Niala tao Atena i Paoly taorian’izay, ka tonga tany Korinto. 2 Nahita Jiosy atao hoe Akoila+ izy tao. Teraka tany Ponto i Akoila, ary vao tonga avy any Italia izy sy Prisila vadiny. Namoaka didy mantsy i Klaodio hoe tsy maintsy miala any Roma ny Jiosy rehetra. Nankany amin’izy mivady àry i Paoly. 3 Nipetraka tao amin’izy mivady izy ary niara-niasa tamin’izy ireo,+ satria nitovy ny asany. Mpanao tranolay mantsy no asa fiveloman’izy ireo. 4 Ary nandaha-teny* tao amin’ny synagoga+ i Paoly isaky ny sabata+ sady nandresy lahatra ny Jiosy sy ny Grika.

5 Rehefa nidina avy tany Makedonia i Silasy+ sy Timoty,+ dia nifantoka tanteraka tamin’ny fitoriana ny tenin’Andriamanitra i Paoly, ka nitory tamin’ny Jiosy mba hanaporofoana fa i Jesosy no Kristy.+ 6 Nanohitra azy foana anefa ny Jiosy sady nanevateva azy, ka nakopak’i Paoly ny akanjony,+ ary hoy izy: “Ianareo ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesanareo.*+ Afaka adidy* aho.+ Hankany amin’ny olona hafa firenena+ aho manomboka izao.” 7 Niala tao* àry izy, dia nankao an-tranon’ny lehilahy atao hoe Titosy Josto, izay mpivavaka amin’Andriamanitra. Nifanila tamin’ilay synagoga ny tranon’izy io. 8 Lasa nino ny Tompo anefa i Krispo,+ mpitantana an’ilay synagoga, sy ny ankohonany manontolo. Ary lasa mpino ny ankamaroan’ny Korintianina naheno ny vaovao tsara, ka natao batisa. 9 Indray alina, dia niteny tamin’i Paoly tao amin’ny fahitana koa ny Tompo hoe: “Aza matahotra, fa mitoria foana ary aza mangina, 10 fa miaraka aminao aho+ ka tsy hisy hanafika anao mba hanisy ratsy anao. Manana olona be dia be ato amin’ity tanàna ity mantsy aho.” 11 Nijanona tao herintaona sy tapany àry izy, ka nampianatra azy ireo ny tenin’Andriamanitra.

12 Tamin’ny fotoana naha governoram-paritr’i* Akaia an’i Galio, dia niray tetika hanohitra an’i Paoly ny Jiosy. Nentin’izy ireo teo amin’ny toeram-pitsarana izy, 13 dia hoy izy ireo: “Mitaona ny vahoaka hivavaka amin’Andriamanitra amin’ny fomba tsy araka ny lalàna ity lehilahy ity.” 14 Vao saika hiteny anefa i Paoly, dia hoy i Galio tamin’ny Jiosy: “Raha nanao ratsy na nahavita heloka bevava io lehilahy io, dia ho naharitra nihaino anareo ihany aho, ry Jiosy. 15 Fa raha adihevitra momba ny teny sy anarana ary ny lalànareo,+ dia alamino any ny anareo. Tsy te hitsara an’izany aho.” 16 Dia noroahiny niala teo amin’ny toeram-pitsarana izy ireo. 17 Koa nosamborin’izy rehetra i Sostena,+ mpitantana ny synagoga, dia nokapohiny teo anoloan’ny toeram-pitsarana. Tsy niditra tamin’izany mihitsy anefa i Galio.

18 Mbola nijanona tao andro vitsivitsy i Paoly. Nanao veloma an’ireo rahalahy izy avy eo, ary nandeha sambo nankany Syria, niaraka tamin’i Prisila sy Akoila. Nasain’i Paoly nohetezana fohy ny volony tany Kenkrea,+ satria nisy voady nataony. 19 Rehefa tonga tao Efesosy izy ireo, dia navelan’i Paoly tao amin’ilay tanàna izy mivady. Niditra tao amin’ny synagoga izy, ary niezaka nandresy lahatra an’ireo Jiosy.+ 20 Nangataka azy mba hijanona elaela kokoa izy ireo, nefa tsy nety izy. 21 Nanao veloma azy ireo kosa izy, ka niteny hoe: “Mbola hiverina atỳ aminareo indray aho, raha sitrapon’i Jehovah.”* Ary nandeha sambo avy tao Efesosy izy, 22 dia nidina nankany Kaisaria. Dia niakatra* sy niarahaba ny fiangonana izy, ary avy eo nidina nankany Antiokia.+

23 Nijanona kelikely tao izy vao lasa nitety ny faritr’i Galatia sy Frijia.+ Ary nampahery ny mpianatra rehetra izy.+

24 Nisy Jiosy atao hoe Apolosy+ tonga tao Efesosy. Teraka tany Aleksandria izy, ary lehilahy nahay nandaha-teny sady tena nahay Soratra Masina. 25 Nampianarina* ny lalan’i Jehovah* izy, ary narehitry ny fanahy ka marina ny zavatra notoriny sy nampianariny momba an’i Jesosy. Ny batisan’i Jaona ihany anefa no fantany. 26 Nanomboka sahy nitory tao amin’ny synagoga izy, ka rehefa naheno azy i Prisila sy Akoila,+ dia nitondra azy niaraka taminy. Ary nohazavain’izy mivady marina kokoa taminy ny lalan’Andriamanitra. 27 Te ho any Akaia i Apolosy, ka nanoratra ho an’ny mpianatra tany ireo rahalahy mba hampirisika azy ireo handray tsara azy. Koa rehefa tonga tany izy, dia nanampy be an’ireo olona izay lasa mpino noho ny hatsaram-panahy miavaka nasehon’Andriamanitra. 28 Nafana fo be mantsy izy nanaporofo mazava teny imason’olona hoe diso ny Jiosy, ka nasehony avy tao amin’ny Soratra Masina fa i Jesosy no Kristy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara