FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tesalonianina 2
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

2 Tesalonianina: Topy Maso

      • Ilay lehilahy mpandika lalàna (1-12)

      • Miezaha ho mafy orina (13-17)

2 Tesalonianina 2:1

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mt 24:3
  • +1Te 4:17

2 Tesalonianina 2:2

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “raha misy fanahy.” Jereo F.T. “Fanahy.”

  • *

    Jereo F.F. A5.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Jn 4:1
  • +Ze 1:14; 2Pe 3:10

2 Tesalonianina 2:3

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “hitarika anareo ho diso lalana.”

  • *

    Jereo F.T.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ti 4:1; 2Ti 2:16-18; 4:3; 2Pe 2:1; 1Jn 2:18, 19
  • +Mt 7:15; As 20:29, 30
  • +2Pe 2:1, 3

2 Tesalonianina 2:4

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “tompoina.”

2 Tesalonianina 2:7

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 20:29, 30; 1Ko 11:18, 19; 1Jn 2:18

2 Tesalonianina 2:8

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Is 11:4; Ap 19:15
  • +1Ti 6:13-15; 2Ti 4:1, 8

2 Tesalonianina 2:9

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “fambara.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +2Ko 11:3
  • +Mt 24:24

2 Tesalonianina 2:10

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mt 24:11

2 Tesalonianina 2:11

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mt 24:5; 1Ti 4:1; 2Ti 4:3, 4

2 Tesalonianina 2:13

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Jereo F.F. A5.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Jn 6:44; Ro 8:30
  • +Jn 17:17; 1Ko 6:11; 1Te 4:7

2 Tesalonianina 2:14

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Pe 5:10

2 Tesalonianina 2:15

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 15:58; 16:13
  • +1Ko 11:2

2 Tesalonianina 2:16

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Jn 4:10
  • +1Pe 1:3, 4

2 Tesalonianina 2:17

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “hanamafy orina.”

Ankapobeny

2 Tes. 2:1Mt 24:3
2 Tes. 2:11Te 4:17
2 Tes. 2:21Jn 4:1
2 Tes. 2:2Ze 1:14; 2Pe 3:10
2 Tes. 2:31Ti 4:1; 2Ti 2:16-18; 4:3; 2Pe 2:1; 1Jn 2:18, 19
2 Tes. 2:3Mt 7:15; As 20:29, 30
2 Tes. 2:32Pe 2:1, 3
2 Tes. 2:7As 20:29, 30; 1Ko 11:18, 19; 1Jn 2:18
2 Tes. 2:8Is 11:4; Ap 19:15
2 Tes. 2:81Ti 6:13-15; 2Ti 4:1, 8
2 Tes. 2:92Ko 11:3
2 Tes. 2:9Mt 24:24
2 Tes. 2:10Mt 24:11
2 Tes. 2:11Mt 24:5; 1Ti 4:1; 2Ti 4:3, 4
2 Tes. 2:13Jn 6:44; Ro 8:30
2 Tes. 2:13Jn 17:17; 1Ko 6:11; 1Te 4:7
2 Tes. 2:141Pe 5:10
2 Tes. 2:151Ko 15:58; 16:13
2 Tes. 2:151Ko 11:2
2 Tes. 2:161Jn 4:10
2 Tes. 2:161Pe 1:3, 4
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
  • 5
  • 6
  • 7
  • 8
  • 9
  • 10
  • 11
  • 12
  • 13
  • 14
  • 15
  • 16
  • 17
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
2 Tesalonianina 2:1-17

Tesalonianina Faharoa

2 Momba ny fanatrehan’i Jesosy Kristy Tompontsika+ sy ny fanangonana antsika ho any aminy+ anefa, dia izao no angatahinay aminareo, ry rahalahy: 2 Aza mora mikorontan-tsaina na taitaitra raha misy teny hoatran’ny hoe avy amin’Andriamanitra,*+ na tenin’olona, na taratasy hoatran’ny hoe avy aminay, milaza fa efa tonga ny andron’i Jehovah.*+

3 Aza avela hisy hamitaka anareo* mihitsy, satria tsy ho tonga izany andro izany raha tsy efa misy aloha ny fivadiham-pinoana,*+ ary efa aharihary ilay lehilahy mpandika lalàna,+ izany hoe ilay zanaky ny fandringanana.+ 4 Mpanohitra izy ary manandra-tena ho ambony noho izay rehetra atao hoe andriamanitra na izay rehetra ivavahana.* Mipetraka ao amin’ny tempolin’Andriamanitra àry izy, sady miseho ho andriamanitra eo imason’ny olona. 5 Matetika aho no niteny an’izany taminareo, tamin’izaho mbola teo aminareo. Tsy tadidinareo ve?

6 Fantatrareo izao hoe inona no mbola misakana an’io lehilahy io ka mahatonga azy tsy haharihary alohan’ny fotoana. 7 Marina fa efa miasa io fandikan-dalàna io,+ izay zava-miafina. Mandra-panala an’ilay misakana azy amin’izao fotoana izao fotsiny anefa izy io no zava-miafina. 8 Dia haharihary tokoa ilay mpandika lalàna, izay haringan’i Jesosy Tompo amin’ny fofonain’ny vavany+ sady hofoanany rehefa hita mazava+ hoe manatrika izy. 9 Noho ny herin’i Satana+ no mahatonga an’io lehilahy mpandika lalàna io ho eo, sy hanao zavatra miavaka be dia be, sady hanao famantarana mamitaka sy fahagagana,*+ 10 ary hanao zavatra tsy marina isan-karazany+ mba hamitahana an’izay haringana. Izany no sazin’izy ireny satria tsy nanaiky sady tsy tia ny fahamarinana izy ireny ka tsy hovonjena. 11 Avelan’Andriamanitra ho voafitaky ny fampianaran-diso àry izy ireny, mba hinoany lainga.+ 12 Amin’izay izy rehetra ho voaheloka satria tsy nino ny fahamarinana, fa faly tamin’ny tsy fahamarinana.

13 Tsy maintsy misaotra an’Andriamanitra foana izahay noho ny aminareo, ry rahalahy tian’i Jehovah.* Efa hatramin’ny voalohany mantsy izy no nifidy anareo+ mba hovonjena, ka nohamasininy+ tamin’ny alalan’ny fanahiny ianareo satria nino ny fahamarinana. 14 Izany no niantsoany anareo tamin’ny alalan’ny vaovao tsara torinay, mba hahazoanareo voninahitra hoatran’i Jesosy Kristy Tompontsika.+ 15 Miezaha àry ho mafy orina,+ ry rahalahy, ary aza miala amin’izay nampianarina anareo,+ na tamin’ny teny izany, na tamin’ny taratasy avy aminay. 16 Tia antsika+ Andriamanitra Raintsika sady mampionona antsika mandrakizay ary manome fanantenana tsara,+ noho ilay hatsaram-panahiny miavaka. Enga anie Izy sy Jesosy Kristy Tompontsika 17 mba hampionona ny fonareo sy hampahery* anareo, amin’izay ianareo hanao ny tsara sy hiteny zavatra tsara foana!

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara