FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 12
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

1 Korintianina: Topy Maso

      • Fanomezana avy amin’ny fanahy (1-11)

      • Vatana iray, rantsambatana maro (12-31)

1 Korintianina 12:1

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 14:1

1 Korintianina 12:2

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Izany hoe tsy mpino.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Sl 115:5; Ha 2:18; 1Ko 8:4; Ga 4:8; 1Te 1:9

1 Korintianina 12:3

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Jn 4:2, 3

1 Korintianina 12:4

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ef 4:4

1 Korintianina 12:5

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ef 4:11

1 Korintianina 12:6

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Pe 4:11

1 Korintianina 12:7

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 14:26

1 Korintianina 12:8

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “hafatra feno fahendrena.”

1 Korintianina 12:9

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 13:2
  • +As 3:5-8; 28:8, 9

1 Korintianina 12:10

Fanondroana Andininy Hafa

  • +He 2:3, 4
  • +1Jn 4:1
  • +As 10:45, 46; 1Ko 14:18
  • +1Ko 14:26

1 Korintianina 12:12

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 12:4, 5

1 Korintianina 12:14

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ef 4:16

1 Korintianina 12:23

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ge 3:7, 21

1 Korintianina 12:25

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 12:10; Ga 6:2; Ef 4:25

1 Korintianina 12:26

Fanondroana Andininy Hafa

  • +He 13:3
  • +Ro 12:15

1 Korintianina 12:27

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ef 1:22, 23
  • +Ro 12:4, 5

1 Korintianina 12:28

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ef 2:20
  • +As 13:1
  • +Ef 4:11
  • +Ga 3:5
  • +As 5:16
  • +He 13:17
  • +As 2:6, 7

1 Korintianina 12:30

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 14:4
  • +1Ko 14:5

1 Korintianina 12:31

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “Mazotoa foana kosa mitady.”

  • *

    Na: “Lalana.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 14:1
  • +1Ko 13:8

Ankapobeny

1 Kor. 12:11Ko 14:1
1 Kor. 12:2Sl 115:5; Ha 2:18; 1Ko 8:4; Ga 4:8; 1Te 1:9
1 Kor. 12:31Jn 4:2, 3
1 Kor. 12:4Ef 4:4
1 Kor. 12:5Ef 4:11
1 Kor. 12:61Pe 4:11
1 Kor. 12:71Ko 14:26
1 Kor. 12:91Ko 13:2
1 Kor. 12:9As 3:5-8; 28:8, 9
1 Kor. 12:10He 2:3, 4
1 Kor. 12:101Jn 4:1
1 Kor. 12:10As 10:45, 46; 1Ko 14:18
1 Kor. 12:101Ko 14:26
1 Kor. 12:12Ro 12:4, 5
1 Kor. 12:14Ef 4:16
1 Kor. 12:23Ge 3:7, 21
1 Kor. 12:25Ro 12:10; Ga 6:2; Ef 4:25
1 Kor. 12:26He 13:3
1 Kor. 12:26Ro 12:15
1 Kor. 12:27Ef 1:22, 23
1 Kor. 12:27Ro 12:4, 5
1 Kor. 12:28Ef 2:20
1 Kor. 12:28As 13:1
1 Kor. 12:28Ef 4:11
1 Kor. 12:28Ga 3:5
1 Kor. 12:28As 5:16
1 Kor. 12:28He 13:17
1 Kor. 12:28As 2:6, 7
1 Kor. 12:301Ko 14:4
1 Kor. 12:301Ko 14:5
1 Kor. 12:311Ko 14:1
1 Kor. 12:311Ko 13:8
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
  • 5
  • 6
  • 7
  • 8
  • 9
  • 10
  • 11
  • 12
  • 13
  • 14
  • 15
  • 16
  • 17
  • 18
  • 19
  • 20
  • 21
  • 22
  • 23
  • 24
  • 25
  • 26
  • 27
  • 28
  • 29
  • 30
  • 31
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
1 Korintianina 12:1-31

Korintianina Voalohany

12 Tiako ho fantatrareo tsara, ry rahalahy, ny momba an’ireo fanomezana avy amin’ny fanahy.+ 2 Fantatrareo fa tamin’ianareo mbola olon’izao tontolo izao,* dia voatarika hanompo an’ireo sampy moana+ ianareo, ka nandeha tany amin’izay nitondrana anareo. 3 Ampahafantariko anareo fa tsy misy olona tarihin’ny fanahin’Andriamanitra ka milaza hoe: “Voaozona i Jesosy!” Ary tsy misy afaka milaza hoe: “I Jesosy no Tompo!”, raha tsy tarihin’ny fanahy masina.+

4 Misy fanomezana maro samihafa, nefa iray ihany ny fanahy.+ 5 Ary misy fanompoana maro samihafa,+ nefa iray ihany ny Tompo. 6 Misy asa maro samihafa, nefa iray ihany ny Andriamanitra manatontosa azy rehetra amin’ny alalan’ny olona rehetra.+ 7 Miharihary eo amin’ny tsirairay ny fomba fiasan’ny fanahy mba handraisan-tsoa.+ 8 Fa ny iray nomena tenim-pahendrena* tamin’ny alalan’ny fanahy, ary ny iray tenim-pahalalana tamin’ny alalan’io fanahy io ihany. 9 Ny iray nahazo finoana tamin’ny alalan’io fanahy io,+ ary ny iray kosa nampian’io fanahy io hahay hanasitrana,+ 10 ny iray hanao fahagagana,+ ny iray hahay haminany, ny iray hahay hamantatra ny fanambarana avy amin’ny fanahy,+ ny iray hiteny amin’ny fiteny samihafa,+ ary ny iray kosa handika teny.+ 11 Fanahy iray ihany anefa no manao an’izany asa rehetra izany, ka mizara an’izany amin’ny tsirairay avy, araka izay tiany.

12 Fa iray ny vatana nefa misy rantsany maro, ary na maro aza izany rantsambatana rehetra izany, dia vatana iray ihany.+ Dia hoatr’izany koa i Kristy. 13 Fa fanahy iray ihany no nanaovana batisa antsika rehetra mba ho vatana iray ihany isika, na Jiosy na Grika, na mpanompo na olona afaka. Ary nampisotroina fanahy iray ihany isika rehetra.

14 Fa tsy rantsambatana iray fotsiny ny vatana, fa rantsambatana maro.+ 15 Raha hoy ny tongotra hoe: “Tsy anisan’ny vatana aho satria tsy tanana”, dia tsy izany akory no tsy maha anisan’ny vatana azy. 16 Ary raha miteny ny sofina hoe: “Tsy anisan’ny vatana aho satria tsy maso”, dia tsy izany akory no tsy maha anisan’ny vatana azy. 17 Raha maso iray ny vatana manontolo, dia ahoana no handrenesany? Raha sofina izy manontolo, dia inona no amantarany fofona? 18 Fa nataon’Andriamanitra eo amin’ny toerany avy ny rantsana tsirairay ao amin’ny vatana, araka izay nitiavany azy.

19 Raha rantsambatana iray ihany izy rehetra, dia aiza ny vatana? 20 Rantsana maro anefa izy ireo, saingy vatana iray ihany. 21 Ny maso tsy afaka miteny amin’ny tanana hoe: “Tsy mila anao aho.” Ary ny loha tsy afaka milaza amin’ny tongotra hoe: “Tsy mila anareo aho.” 22 Fa vao mainka aza ilaina ny rantsambatana izay toa malemy kokoa. 23 Ary izay faritra amin’ny vatana heverintsika ho tsy dia mendri-kaja, dia omentsika voninahitra bebe kokoa.+ Hajaintsika kokoa àry ny faritra tsy dia manintona eo amin’ny vatantsika. 24 Fa tsy mila na inona na inona kosa ny faritra efa mendri-kaja amin’ny vatantsika. Rehefa natambatr’Andriamanitra anefa ny vatana, dia nomeny voninahitra bebe kokoa ny faritra tsy nanana voninahitra, 25 mba tsy hisy fisaratsarahana eo amin’ny vatana, fa mba hifampiahy ireo rantsany.+ 26 Raha mijaly ny rantsambatana iray, dia miara-mijaly+ aminy ny rantsambatana rehetra, ary raha misy rantsambatana omem-boninahitra, dia miara-mifaly+ aminy ny rantsambatana rehetra.

27 Vatan’i Kristy+ ianareo, ary rantsambatana+ ny tsirairay aminareo. 28 Ary izao avy no nanendren’Andriamanitra ny tsirairay eo anivon’ny fiangonana: Voalohany, apostoly;+ faharoa, mpaminany;+ fahatelo, mpampianatra;+ avy eo, ireo manao fahagagana,+ ireo mahay manasitrana,+ ireo manampy olona, ireo mahay mitarika,+ ary ireo mahay fiteny samihafa.+ 29 Fa angaha izy rehetra no apostoly? Angaha izy rehetra no mpaminany? Angaha izy rehetra no mpampianatra? Angaha izy rehetra no mpanao fahagagana? 30 Angaha izy rehetra no mahay manasitrana? Angaha izy rehetra no miteny amin’ny fiteny samihafa?+ Angaha izy rehetra no mpandika teny?+ 31 Miezaha mafy foana anefa hahazo* an’ireo fanomezana lehibe kokoa.+ Zavatra* tsara lavitra+ noho ireo kosa no hasehoko anareo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara