FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 5
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

1 Korintianina: Topy Maso

      • Nisy nijangajanga (1-5)

      • Lalivay kely fotsiny dia efa mampitombo ny koba manontolo (6-8)

      • Tokony hesorina ny mpanao ratsy (9-13)

1 Korintianina 5:1

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Grika: pôrneia. Jereo F.T.

  • *

    Grika: pôrneia. Jereo F.T.

  • *

    Abt: “manana ny.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ef 5:3
  • +Le 18:8

1 Korintianina 5:2

Fanondroana Andininy Hafa

  • +2Ko 7:9
  • +1Ko 5:13; 2Jn 10

1 Korintianina 5:5

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ti 1:20
  • +1Ko 1:8

1 Korintianina 5:6

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “leviora; renikoba.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 15:33; Ga 5:9; 2Ti 2:16, 17

1 Korintianina 5:7

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Pe 1:19, 20; Ap 5:12
  • +Jn 1:29

1 Korintianina 5:8

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Izany hoe ny Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 13:7

1 Korintianina 5:9

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Jereo F.T. “Fijangajangana.”

1 Korintianina 5:10

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Jereo F.T. “Fijangajangana.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Jn 2:17
  • +Jn 17:15

1 Korintianina 5:11

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Jereo F.T. “Fijangajangana.”

  • *

    Na: “mpaniratsira.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +No 16:25, 26; Ro 16:17; 2Jn 10
  • +Ef 5:5
  • +De 21:20, 21; 1Pe 4:3
  • +1Ko 6:9, 10; Ga 5:19-21

1 Korintianina 5:13

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mpto 12:14
  • +Ge 3:23, 24; De 17:7; Tit 3:10; 2Jn 10

Ankapobeny

1 Kor. 5:1Ef 5:3
1 Kor. 5:1Le 18:8
1 Kor. 5:21Ko 5:13; 2Jn 10
1 Kor. 5:22Ko 7:9
1 Kor. 5:51Ti 1:20
1 Kor. 5:51Ko 1:8
1 Kor. 5:61Ko 15:33; Ga 5:9; 2Ti 2:16, 17
1 Kor. 5:71Pe 1:19, 20; Ap 5:12
1 Kor. 5:7Jn 1:29
1 Kor. 5:8Ek 13:7
1 Kor. 5:101Jn 2:17
1 Kor. 5:10Jn 17:15
1 Kor. 5:11No 16:25, 26; Ro 16:17; 2Jn 10
1 Kor. 5:11Ef 5:5
1 Kor. 5:11De 21:20, 21; 1Pe 4:3
1 Kor. 5:111Ko 6:9, 10; Ga 5:19-21
1 Kor. 5:13Mpto 12:14
1 Kor. 5:13Ge 3:23, 24; De 17:7; Tit 3:10; 2Jn 10
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
  • 5
  • 6
  • 7
  • 8
  • 9
  • 10
  • 11
  • 12
  • 13
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
1 Korintianina 5:1-13

Korintianina Voalohany

5 Misy fijangajangana,*+ hono, eo aminareo, ary fijangajangana* tsy fahita na dia eo amin’ny hafa firenena aza. Henoko hoe misy lehilahy manao tokantranomaso amin’ny* vadin-drainy.+ 2 Izany ve dia mampirehareha anareo? Tsy tokony halahelo kosa ve ianareo,+ ka hanala an’ilay lehilahy nanao an’izany zavatra izany tsy ho eo aminareo?+ 3 Na tsy any aminareo aza aho, dia any aminareo ny saiko, ary efa nitsara an’ilay lehilahy nanao an’izany aho, hoatran’ny hoe any mihitsy. 4 Rehefa miara-mivory amin’ny anaran’i Jesosy Tompontsika ianareo ary fantatrareo fa any aminareo ny saiko sy ny herin’i Jesosy Tompontsika, 5 dia atolory ho an’i Satana+ ilay lehilahy mba handringanana ny nofo. Amin’izay dia ho voaro ny toe-tsain’ny fiangonana, mandritra ny andron’ny Tompo.+

6 Tsy misy antony ireharehanareo. Tsy fantatrareo angaha fa lalivay* kely fotsiny dia efa mampitombo ny koba manontolo?+ 7 Esory ny lalivay efa ela, mba ho koba vaovao ianareo, satria tsy tokony hisy lalivay ianareo. Fa efa natao sorona+ tokoa i Kristy, ilay zanak’ondrin’ny+ Paska. 8 Koa andao isika hankalaza an’ilay fety,*+ ka tsy hampiasa lalivay efa ela, dia ny faharatsiana sy ny haratsiam-panahy, fa hampiasa mofo tsy misy lalivay kosa, dia ny fahatsoram-po sy ny fahamarinana.

9 Nanoratra taminareo aho mba tsy hifaneraseranareo intsony amin’ny mpijangajanga.* 10 Tsy te hilaza anefa aho hoe aza mifanerasera mihitsy amin’ny mpijangajanga* eto amin’izao tontolo izao,+ na amin’ny olona tsy mety afa-po na mpanao an-keriny na mpanompo sampy. Raha izany mantsy, dia tena tsy maintsy miala eo amin’izao tontolo izao ianareo.+ 11 Fa manoratra aminareo kosa aho izao mba tsy hifaneraseranareo intsony+ amin’izay antsoina hoe rahalahy nefa mpijangajanga,* na manana faniriana tsy mety afa-po,+ na mpanompo sampy, na mpanevateva,* na mamo lava,+ na mpanao an-keriny.+ Aza atao na dia ny miara-misakafo amin’ny olona hoatr’izany aza. 12 Fa inona no idirako amin’izay fitsarana ny any ivelany? Tsy ianareo ve no mitsara ny ato anatiny, 13 fa Andriamanitra kosa no mitsara ny any ivelany?+ “Esory tsy ho eo aminareo ilay mpanao ratsy.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara