FANONTANIANA 13
Inona ny torohevitry ny Baiboly momba ny asa?
“Mahita olona mahay ny asany ve ianao? Eo anatrehan’ny mpanjaka no ijoroany, fa tsy hijoro eo anatrehan’ny olon-tsotra izy.”
“Aoka ny mpangalatra tsy hangalatra intsony, fa aoka kosa izy hiasa mafy, ka hampiasa ny tanany hanaovana asa tsara, mba hanan-javatra hozaraina amin’izay sahirana.”
“Tokony hihinana sy hisotro ary hifaly noho ny asa mafy nisasarany ny olona rehetra. Fanomezana avy amin’Andriamanitra izany.”