FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • lfb fizarana 11
  • Fampidirana ny Fizarana 11

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampidirana ny Fizarana 11
  • Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Mitovitovy Aminy
  • Fampidirana ny Fizarana 13
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Fampidirana ny Fizarana 4
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Fampidirana ny Fizarana 12
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Iza moa i Jesosy?
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
Hijery Hafa
Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
lfb fizarana 11
Joseph trains Jesus as a carpenter, with Mary and some of Jesus’ siblings nearby

Fampidirana ny Fizarana 11

Tantara ao amin’ny Soratra Grika Kristianina no ato amin’ity fizarana ity. Teraka tao amin’ny fianakaviana mahantra i Jesosy, ary tao amin’ny tanàna kely anankiray ry zareo no nipetraka. Mpandrafitra ny dadany, ary niara-niasa izy mianaka. I Jesosy no hamonjy ny olombelona, sady nofidin’i Jehovah ho Mpanjakan’ilay Fanjakana any an-danitra. Raha manan-janaka ianao, dia hazavao hoe nofidin’i Jehovah tsara ny fianakavian’i Jesosy, ary narovany izy rehefa saika hamono azy i Heroda. Tsy maintsy tanteraka foana àry ny fikasan’i Jehovah. I Jaona kosa no nasainy nampiomana hoe ho avy i Jesosy. Hazavao koa hoe mbola kely i Jesosy dia efa tia ny tenin’i Jehovah.

TADIDIO IZAO:

  • Ekeo foana izay ataon’i Jehovah mba hanatanterahany ny fikasany

  • Zanak’Andriamanitra tany an-danitra i Jesosy ary tena mahery, nefa nanaiky hateraka ho zazakely tetỳ an-tany

  • Nilaza i Jaona Mpanao Batisa hoe ho avy ny Mesia

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara