Alahady
“Raha mba manam-pinoana ianareo ..., dia hitranga tokoa izany”—Matio 21:21
MARAINA
9.20 Mozika Fanokafana
9.30 Hira 137 sy Vavaka
9.40 LAHATENY MIFAMPITOHY: Tahafo Ireo Vehivavy Manam-pinoana
• Saraha (Hebreo 11:11, 12)
• Rahaba (Hebreo 11:31)
• Hana (1 Samoela 1:10, 11)
• Ilay Zazavavy Israelita (2 Mpanjaka 5:1-3)
• Maria Renin’i Jesosy (Lioka 1:28-33, 38)
• Ilay Vehivavy Fenisianina (Matio 15:28)
• Marta (Jaona 11:21-24)
• Vehivavy Ankehitriny (Salamo 37:25; 119:97, 98)
11.05 Hira 142 sy Fampandrenesana
11.15 LAHATENY HO AN’NY BESINIMARO: “Minoa ny Vaovao Tsara” (Marka 1:14, 15; Matio 9:35; Lioka 8:1)
11.45 Hira 22 sy Fiatoana
TOLAKANDRO
1.35 Mozika Fanokafana
1.45 Hira 126
1.50 TANTARA: Daniela: Nanam-pinoana Mandra-pahafatiny (Fizarana 2) (Daniela 5:1–6:28; 10:1–12:13)
2.40 Hira 150 sy Fampandrenesana
2.45 Hahazo Hery Ianao Raha Manam-pinoana! (Daniela 10:18, 19; Romanina 4:18-21)
3.45 Hira Vaovao sy Vavaka Famaranana