Alahady
“Mbola maharitra miandry foana ... i Jehovah, satria te hiantra anareo”—Isaia 30:18
Maraina
9:20 Mozika Fanokafana
9:30 Hira 95 sy Vavaka
9:40 LAHATENY MIFAMPITOHY: Modely ny Mpaminany Satria Nanam-paharetana
• Elia (Jakoba 5:10, 17, 18)
• Mika (Mika 7:7)
• Hosea (Hosea 3:1)
• Isaia (Isaia 7:3)
• Ezekiela (Ezekiela 2:3-5)
• Jeremia (Jeremia 15:16)
• Daniela (Daniela 9:22, 23)
11:05 Hira 142 sy Fampandrenesana
11:15 LAHATENY HO AN’NY BESINIMARO: Hamaly ny Vavaka Ataonao ve Andriamanitra? (Isaia 64:4)
11:45 Fianarana Ny Tilikambo Fiambenana
12:15 Hira 94 sy Fiatoana
Tolakandro
1:35 Mozika Fanokafana
1:45 Hira 114
1:50 TANTARA: “Ankino Amin’i Jehovah ny Lalanao” (Fizarana 2) (Salamo 37:5)
2:30 Hira 115 sy Fampandrenesana
2:40 “Mbola Maharitra Miandry Foana ... i Jehovah, Satria Te Hiantra Anareo” (Isaia 30:18-21; 60:17; 2 Mpanjaka 6:15-17; Efesianina 1:9, 10)
3:40 Hira Vaovao sy Vavaka Famaranana