FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • CO-pgm23 2
  • Asabotsy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Asabotsy
  • Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2023
  • Mitovitovy Aminy
  • Zoma
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2023
  • Asabotsy
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2021
  • Alahady
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024
  • Zoma
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024
Hijery Hafa
Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2023
CO-pgm23 2
Sary: Zavatra misongadina amin’ny fandaharana asabotsy. 1) Fianakaviana iray faly erỳ mifampiresaka amin’ny alalan’ny “vidéoconférence.” 2) Mpanjaka anankiray misaintsaina. 3) Raim-pianakaviana iray miaraka amin’ny zanany. Eny an-tsena ry zareo.

Asabotsy

‘Manàna faharetana amin’ny olona rehetra’​—1 Tesalonianina 5:14

Maraina

  • 9:20 Mozika Fanokafana

  • 9:30 Hira 58 sy Vavaka

  • 9:40 LAHATENY MIFAMPITOHY: ‘Asehonay hoe Mpanompon’Andriamanitra Izahay, Satria Manam-paharetana...’

    • • Rehefa Mitory (Asan’ny Apostoly 26:29; 2 Korintianina 6:4-6)

    • • Rehefa Mampianatra Baiboly (Jaona 16:12)

    • • Rehefa Mifampahery (1 Tesalonianina 5:11)

    • • Rehefa Manao ny Asan’ny Anti-panahy (2 Timoty 4:2)

  • 10:30 Nanehoana Faharetana Ianao dia mba Manehoa Faharetana Koa! (Matio 7:1, 2; 18:23-35)

  • 10:50 Hira 138 sy Fampandrenesana

  • 11:00 LAHATENY MIFAMPITOHY: ‘Manàna Faharetana, Mifandefera Noho ny Fitiavana’

    • • Havana Tsy Vavolombelona (Kolosianina 4:6)

    • • Vady (Ohabolana 19:11)

    • • Zanaka (2 Timoty 3:14)

    • • Mpianakavy Marary na Be Taona (Hebreo 13:16)

  • 11:45 BATISA: Voavonjy Isika Satria Manam-paharetana i Jehovah (2 Petera 3:13-15)

  • 12:15 Hira 75 sy Fiatoana

Tolakandro

  • 1:35 Mozika Fanokafana

  • 1:45 Hira 106

  • 1:50 Mitandrema sao Tsy Manam-paharetana fa Te Hahazo eo no ho eo An’izay Tianao (1 Tesalonianina 4:3-5; 1 Jaona 2:17)

  • 2:15 LAHATENY MIFAMPITOHY: “Aleo Olona Manam-paharetana toy Izay Olona Manambony Tena”

    • • Tahafo i Abela fa Tsy i Adama (Mpitoriteny 7:8)

    • • Tahafo i Jakoba fa Tsy i Esao (Hebreo 12:16)

    • • Tahafo i Mosesy fa Tsy i Kora (Nomery 16:9, 10)

    • • Tahafo i Samoela fa Tsy i Saoly (1 Samoela 15:22)

    • • Tahafo i Jonatana fa Tsy i Absaloma (1 Samoela 23:16-18)

  • 3:15 Hira 87 sy Fampandrenesana

  • 3:25 TANTARA: “Ankino Amin’i Jehovah ny Lalanao” (Fizarana 1) (Salamo 37:5)

  • 3:55 “Rehefa Enjehina Izahay dia Miaritra Foana” (1 Korintianina 4:12; Romanina 12:14, 21)

  • 4:30 Hira 79 sy Vavaka Famaranana

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara