FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • CO-pgm23 1
  • Zoma

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Zoma
  • Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2023
  • Mitovitovy Aminy
  • Asabotsy
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2023
  • Alahady
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024
  • Zoma
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024
  • Zoma
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2019
Hijery Hafa
Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2023
CO-pgm23 1
Sary: Zavatra misongadina amin’ny fandaharana zoma. 1) Niditra tao amin’ny lava-bato iray i Saoly Mpanjaka. Efa niafina tao anefa i Davida sy ny miaramilany. 2) Mpivady iray manao fanompoana. 3) “Manchot empereur” maromaro sy ny zanany.

Manchots empereurs: By courtesy of John R. Peiniger

Zoma

“Ny fitiavana manam-paharetana”​—1 Korintianina 13:4

Maraina

  • 9:20 Mozika Fanokafana

  • 9:30 Hira 66 sy Vavaka

  • 9:40 LAHATENIN’NY MPITARI-DRAHARAHA: Nahoana Isika no Tokony ‘Hanam-paharetana’? (Jakoba 5:7, 8; Kolosianina 1:9-11; 3:12)

  • 10:10 LAHATENY MIFAMPITOHY: “Misy Fotoanany avy ny Zava-drehetra”

    • • Saintsaino ny Fiheveran’i Jehovah ny Fotoana (Mpitoriteny 3:1-8, 11)

    • • Mitaky Fotoana ny hoe Miezaka Hana-namana (Ohabolana 17:17)

    • • Mitaky Fotoana ny Mandroso Ara-panahy (Marka 4:26-29)

    • • Mitaky Fotoana ny Manatratra Tanjona (Mpitoriteny 11:4, 6)

  • 11:05 Hira 143 sy Fampandrenesana

  • 11:15 TANTARA ARA-BAIBOLY HENOINA: Niandry An’i Jehovah i Davida (1 Samoela 24:2-15; 25:1-35; 26:2-12; Salamo 37:1-7)

  • 11:45 Ankasitraho Andriamanitra Satria Faran’izay Manam-paharetana Izy (Romanina 2:4, 6, 7; 2 Petera 3:8, 9; Apokalypsy 11:18)

  • 12:15 Hira 147 sy Fiatoana

Tolakandro

  • 1:35 Mozika Fanokafana

  • 1:45 Hira 17

  • 1:50 Manàna Faharetana Hoatran’i Jesosy (Hebreo 12:2, 3)

  • 2:10 LAHATENY MIFAMPITOHY: Tahafo Ireo Mandova ny Fampanantenana Noho Izy Ireo Nanam-paharetana

    • • Abrahama sy Saraha (Hebreo 6:12)

    • • Josefa (Genesisy 39:7-9)

    • • Joba (Jakoba 5:11)

    • • Mordekay sy Estera (Estera 4:11-16)

    • • Zakaria sy Elizabeta (Lioka 1:6, 7)

    • • Paoly (Asan’ny Apostoly 14:21, 22)

  • 3:10 Hira 11 sy Fampandrenesana

  • 3:20 LAHATENY MIFAMPITOHY: Mampianatra Antsika ny Zavaboary hoe Amin’ny Fotoana Mety Foana i Jehovah no Manao Zavatra

    • • Ny Zavamaniry (Matio 24:32, 33)

    • • Ny Biby any An-dranomasina (2 Korintianina 6:2)

    • • Ny Vorona (Jeremia 8:7)

    • • Ny Bibikely (Ohabolana 6:6-8; 1 Korintianina 9:26)

    • • Ny Biby Mampinono (Mpitoriteny 4:6; Filipianina 1:9, 10)

  • 4:20 “Tsy Fantatrareo na ny Andro na ny Ora” (Matio 24:36; 25:13, 46)

  • 4:55 Hira 27 sy Vavaka Famaranana

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara