FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • CO-pgm19 2
  • Zoma

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Zoma
  • Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Zoma
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2022
  • Zoma
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024
  • Alahady
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024
  • Zoma
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2023
Hijery Hafa
Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2019
CO-pgm19 2
Various kinds of fruit

Zoma

‘AMPIANARIN’ANDRIAMANITRA HIFANKATIA IANAREO’​—1 TESALONIANINA 4:9

MARAINA

  • 9.20 Mozika Fanokafana

  • 9.30 Hira 105 sy Vavaka

  • 9.40 LAHATENIN’NY MPITARI-DRAHARAHA: Nahoana no “Tsy ho Levona Mandrakizay ny Fitiavana”? (Romanina 8:38, 39; 1 Korintianina 13:1-3, 8, 13)

  • 10.15 LAHATENY MIFAMPITOHY: Aza Miantehitra Amin’ny Hazo Boboka!

    • Vola (Matio 6:24)

    • Laza sy Toerana Ambony (Mpitoriteny 2:16; Romanina 12:16)

    • Hevitr’olombelona (Romanina 12:1, 2)

    • Tanjaka sy Hatsaran-tarehy (Ohabolana 31:30; 1 Petera 3:3, 4)

  • 11.05 Hira 40 sy Fampandrenesana

  • 11.15 TANTARA ARA-BAIBOLY HENOINA: Naneho Fitiavana Foana i Jehovah (Genesisy 37:1-36; 39:1–47:12)

  • 11.45 Tian’i Jehovah Izay Tia ny Zanany (Matio 25:40; Jaona 14:21; 16:27)

  • 12.15 Hira 20 sy Fiatoana

TOLAKANDRO

  • 1.25 Mozika Fanokafana

  • 1.35 Hira 107

  • 1.40 LAHATENY MIFAMPITOHY: Aza Avela ho Levona Mihitsy ny Fitiavanao...

    • Na Tsy Nisy Tia aza Ianao Tamin’ny Mbola Kely (Salamo 27:10)

    • Na Mafy aza ny Mahazo Anao any Am-piasana (1 Petera 2:18-20)

    • Na Mafy aza ny Mahazo Anao any Am-pianarana (1 Timoty 4:12)

    • Na eo aza ny Aretina (2 Korintianina 12:9, 10)

    • Na Mahantra aza Ianao (Filipianina 4:12, 13)

    • Na Manenjika Anao aza ny Fianakavianao (Matio 5:44)

  • 2.50 Hira 141 sy Fampandrenesana

  • 3.00 LAHATENY MIFAMPITOHY: Hita Amin’ny Zavaboary hoe Be Fitiavana i Jehovah:

    • Ny Lanitra (Salamo 8:3, 4; 33:6)

    • Ny Tany (Salamo 37:29; 115:16)

    • Ny Zavamaniry (Genesisy 1:11, 29; 2:9, 15; Asan’ny Apostoly 14:16, 17)

    • Ny Biby (Genesisy 1:27; Matio 6:26)

    • Ny Vatan’ny Olombelona (Salamo 139:14; Mpitoriteny 3:11)

  • 3.55 “Izay Tian’i Jehovah no Faiziny” (Hebreo 12:5-11; Salamo 19:7, 8, 11)

  • 4.15 “Mitafia Fitiavana” (Kolosianina 3:12-14)

  • 4.50 Hira 130 sy Vavaka Famaranana

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara