Zoma
“Hitahy ny vahoakany i Jehovah ka hanome azy fiadanana”—Salamo 29:11
Maraina
9:20 Mozika Fanokafana
9:30 Hira 86 sy Vavaka
9:40 LAHATENIN’NY MPITARI-DRAHARAHA: “Andriamanitry ny Fiadanana” i Jehovah (Romanina 15:33; Filipianina 4:6, 7)
10:10 LAHATENY MIFAMPITOHY: Hilamin-tsaina sy Hihavana Isika Raha...
• Tia An’Andriamanitra (Matio 22:37, 38; Romanina 12:17-19)
• Tia Olona (Matio 22:39; Romanina 13:8-10)
• Tia ny Tenin’Andriamanitra (Salamo 119:165, 167, 168)
11:05 Hira 24 sy Fampandrenesana
11:15 TANTARA ARA-BAIBOLY HENOINA: Tia Fihavanana i Jakoba (Genesisy 26:12–33:11)
11:45 “Hiadana Izay Manaraka ny Tena Fahamarinana” (Isaia 32:17; 60:21, 22)
12:15 Hira 97 sy Fiatoana
Tolakandro
1:35 Mozika Fanokafana
1:45 Hira 144
1:50 LAHATENY MIFAMPITOHY: Mampanantena Fiadanana Andriamanitra
• “Ny Mpanompoko Hihinana, ... ny Mpanompoko Hisotro” (Isaia 65:13, 14)
• “Hanao Trano ny Olona ... ary Hamboly Voaloboka” (Isaia 65:21-23)
• “Hiara-miraoka Ahitra ny Amboadia sy ny Zanak’ondry” (Isaia 11:6-9; 65:25)
• “Tsy Hisy Olona Hilaza hoe: ‘Marary Aho’” (Isaia 33:24; 35:5, 6)
• “Hofoanany Tsy Hisy Mandrakizay ny Fahafatesana” (Isaia 25:7, 8)
2:50 Hira 35 sy Fampandrenesana
3:00 LAHATENY MIFAMPITOHY: Raha Tianao Hiadana ny Fianakavianao, dia...
• Miezaha Hifankatia sy Hifanaja (Romanina 12:10)
• Miezaha Hahay Hifampiresaka Kokoa (Efesianina 5:15, 16)
• Miezaha Hahay Hiara-miasa (Matio 19:6)
• Miaraha Manompo An’i Jehovah (Josoa 24:15)
3:55 Tohano Ilay “Andrianan’ny Fiadanana” (Isaia 9:6, 7; Titosy 3:1, 2)
4:15 Tandremo sao Voafitaky ny Fiadanana Tsy Tena Izy! (Matio 4:1-11; Jaona 14:27; 1 Tesalonianina 5:2, 3)
4:50 Hira 112 sy Vavaka Famaranana