FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • CO-pgm22 2
  • Asabotsy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Asabotsy
  • Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2022
  • Mitovitovy Aminy
  • Alahady
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2022
  • Zoma
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2022
  • Zoma
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024
  • Asabotsy
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2021
Hijery Hafa
Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2022
CO-pgm22 2
Blue and green shapes.

Asabotsy

‘Miezaha foana hihavana tsara, ary hitahy anareo anie ilay Andriamanitry ny fiadanana!’​—2 Korintianina 13:11

Maraina

  • 9:20 Mozika Fanokafana

  • 9:30 Hira 58 sy Vavaka

  • 9:40 LAHATENY MIFAMPITOHY: Te ho Vonona Hitory “ny Vaovao Tsaran’ny Fiadanana” ve Ianao?

    • • Mazotoa Foana (Romanina 1:14, 15)

    • • Manomàna Tsara (2 Timoty 2:15)

    • • Miezaha Hanombo-dresaka (Jaona 4:6, 7, 9, 25, 26)

    • • Tsidiho Izay Liana (1 Korintianina 3:6)

    • • Ampio Hihamatotra ny Mpianatra (Hebreo 6:1)

  • 10:40 Ry Tanora, Mahaiza Manapa-kevitra dia Hiadana Ianareo (Matio 6:33; Lioka 7:35; Jakoba 1:4)

  • 11:00 Hira 135 sy Fampandrenesana

  • 11:10 VIDEO: Miadan-tsaina ny Mpiara-manompo Amintsika na eo aza ny...

    • • Fanenjehana

    • • Aretina

    • • Olana Ara-bola

    • • Loza Araka ny Natiora

  • 11:45 BATISA: Mandehana Foana “eo Amin’ny Lalan’ny Fiadanana” (Lioka 1:79; 2 Korintianina 4:16-18; 13:11)

  • 12:15 Hira 54 sy Fiatoana

Tolakandro

  • 1:35 Mozika Fanokafana

  • 1:45 Hira 29

  • 1:50 LAHATENY MIFAMPITOHY: ‘Alao’ Izay Mety Tsy Hampihavana

    • • Fireharehana (Efesianina 4:22; 1 Korintianina 4:7)

    • • Fialonana (Filipianina 2:3, 4)

    • • Lainga sy Fitaka (Efesianina 4:25)

    • • Fifosana (Ohabolana 15:28)

    • • Hatezerana Tsy Voafehy (Jakoba 1:19)

  • 2:45 TANTARA: Mitarika Antsika ho any Amin’ny Fiadanana i Jehovah (Fizarana 1) (Isaia 48:17, 18)

  • 3:15 Hira 130 sy Fampandrenesana

  • 3:25 LAHATENY MIFAMPITOHY: Ahoana no Atao Raha Te “Hitady Fihavanana ka Hitandro An’izany”?

    • • Aza Mora Tezitra (Ohabolana 19:11; Mpitoriteny 7:9; 1 Petera 3:11)

    • • Mahaiza Miala Tsiny (Matio 5:23, 24; Asan’ny Apostoly 23:3-5)

    • • Mamelà Heloka Tanteraka (Kolosianina 3:13)

    • • Fidio Tsara Izay Teny Holazainao (Ohabolana 12:18; 18:21)

  • 4:15 ‘Miezaha Mafy ho Tafaray Foana Sady Hihavana’ (Efesianina 4:1-6)

  • 4:50 Hira 113 sy Vavaka Famaranana

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara