Alahady
“Ilay Andriamanitra manome fanantenana anie hameno fifaliana sy fiadanana ny fonareo”—Romanina 15:13
Maraina
9:20 Mozika Fanokafana
9:30 Hira 101 sy Vavaka
9:40 LAHATENY MIFAMPITOHY: Namafy Fihavanana Izy Ireo dia Nijinja Vokatra Tsara
• Josefa sy ny Rahalahiny (Galatianina 6:7, 8; Efesianina 4:32)
• Ny Gibeonita (Efesianina 5:17)
• Gideona (Mpitsara 8:2, 3)
• Abigaila (1 Samoela 25:27-31)
• Mefiboseta (2 Samoela 19:25-28)
• Paoly sy Barnabasy (Asan’ny Apostoly 15:36-39)
• Modely Ankehitriny (1 Petera 2:17)
11:05 Hira 28 sy Fampandrenesana
11:15 LAHATENY HO AN’NY BESINIMARO: Azo Atao ve ny Minamana Amin’Andriamanitra? (Jakoba 4:8; 1 Jaona 4:10)
11:45 Hira 147 sy Fiatoana
Tolakandro
1:35 Mozika Fanokafana
1:45 Hira 23
1:50 TANTARA: Mitarika Antsika ho any Amin’ny Fiadanana i Jehovah (Fizarana 2) (Isaia 48:17, 18)
2:30 Hira 139 sy Fampandrenesana
2:40 Kely Sisa dia Hiadana Izao Rehetra Izao! (Romanina 16:20; 1 Korintianina 15:24-28; 1 Jaona 3:8)
3:40 Hira Vaovao sy Vavaka Famaranana