FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • CO-pgm21
  • Asabotsy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Asabotsy
  • Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Asabotsy
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2020
  • Zoma
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024
  • Alahady
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2021
  • Asabotsy
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2019
Hijery Hafa
Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2021
CO-pgm21
Collage: 1. A sister talks with her son and daughter. 2. Two sisters preach in a rural area in Asia. 3. Daniel and his three Hebrew friends stand before the Babylonian king.

Asabotsy

‘Miadia mafy hiaro ny finoana’​—Joda 3

MARAINA

  • 9.20 Mozika Fanokafana

  • 9.30 Hira 57 sy Vavaka

  • 9.40 LAHATENY MIFAMPITOHY: Tadidio fa Afaka ny Hanam-pinoana ny Olona Tsy Manam-pinoana

    • • Ny Ninivita (Jona 3:5)

    • • Ny Rahalahin’i Jesosy (1 Korintianina 15:7)

    • • Ireo Manana Toerana Ambony (Filipianina 3:7, 8)

    • • Ireo Tsy Mpivavaka (Romanina 10:13-15; 1 Korintianina 9:22)

  • 10.30 Ampio Hanam-pinoana ny Olona ka Ampiasao ny Boky Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! (Jaona 17:3)

  • 10.50 Hira 67 sy Fampandrenesana

  • 11.00 LAHATENY MIFAMPITOHY: Mahavita Miaro ny Finoana Ireo...

    • • Manam-bady Tsy Vavolombelona (Filipianina 3:17)

    • • Notezain’ny Rainy na ny Reniny Irery (2 Timoty 1:5)

    • • Mpitovo (1 Korintianina 12:25)

  • 11.45 BATISA: Hiaina Mandrakizay Izay Maneho Finoana (Matio 17:20; Jaona 3:16; Hebreo 11:6)

  • 12.15 Hira 79 sy Fiatoana

TOLAKANDRO

  • 1.35 Mozika Fanokafana

  • 1.45 Hira 24

  • 1.50 LAHATENY MIFAMPITOHY: Maneho Finoana ny Mpiara-manompo Amintsika any...

    • • Afrika

    • • Azia

    • • Eoropa

    • • Amerika Avaratra

    • • Oseania

    • • Amerika Atsimo

  • 2.15 LAHATENY MIFAMPITOHY: Manàna Finoana ka Ampitomboy ny Fanompoanao

    • • Mianara Fiteny Vahiny (1 Korintianina 16:9)

    • • Mandehana Manitatra Faritany (Hebreo 11:8-10)

    • • Mangataha Hanatrika ny Sekolin’ny Mpitory Ilay Fanjakana (1 Korintianina 4:17)

    • • Mandraisa Anjara Amin’ny Fanorenana (Nehemia 1:2, 3; 2:5)

    • • ‘Manokàna Vola’ ho An’ny Asan’i Jehovah (1 Korintianina 16:2)

  • 3.15 Hira 84 sy Fampandrenesana

  • 3.20 TANTARA: Daniela: Nanam-pinoana Mandra-pahafatiny (Fizarana 1) (Daniela 1:1–2:49; 4:1-33)

  • 4.20 ‘Miadia Mafy Hiaro ny Finoana’ (Joda 3; Ohabolana 14:15; Romanina 16:17)

  • 4.55 Hira 38 sy Vavaka Famaranana

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara