FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • CO-pgm19
  • Asabotsy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Asabotsy
  • Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Asabotsy
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2021
  • Asabotsy
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2020
  • Zoma
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2019
  • Zoma
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2022
Hijery Hafa
Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2019
CO-pgm19
A family happily holds hands and runs together on a beach

Asabotsy

“MANDEHANA MANDRAKARIVA AMIN’NY FITIAVANA”​—EFESIANINA 5:2

MARAINA

  • 9.20 Mozika Fanokafana

  • 9.30 Hira 85 sy Vavaka

  • 9.40 LAHATENY MIFAMPITOHY: Miezaha Foana Haneho Fitiavana Amin’ny Mpiara-Manompo:

    • Ny Mpiandraikitra (1 Tesalonianina 5:12, 13)

    • Ny Maty Vady sy ny Kamboty Ray (Jakoba 1:27)

    • Ny Be Taona (Levitikosy 19:32)

    • Ny Mpanompo Manontolo Andro (1 Tesalonianina 1:3)

    • Ny Vahiny (Levitikosy 19:34; Romanina 15:7)

  • 10.50 Hira 58 sy Fampandrenesana

  • 11.00 LAHATENY MIFAMPITOHY: Miezaha Foana Haneho Fitiavana Rehefa eny Amin’ny Fanompoana:

    • Asehoy hoe Tianao i Jehovah (1 Jaona 5:3)

    • “Tiavo ny Namanao Tahaka ny Tenanao” (Matio 22:39)

    • Tiavo ny Tenin’Andriamanitra (Salamo 119:97; Matio 13:52)

  • 11.45 BATISA: Mianara Maneho Fitiavana toa An’i Jesosy (Matio 11:28-30)

  • 12.15 Hira 52 sy Fiatoana

TOLAKANDRO

  • 1.35 Mozika Fanokafana

  • 1.45 Hira 84

  • 1.50 LAHATENY MIFAMPITOHY: Be Fitiavana ny Mpiara-manompo Amintsika Any...

    • Afrika (Genesisy 16:13)

    • Azia (Asan’ny Apostoly 2:44)

    • Eoropa (Jaona 4:35)

    • Amerika Avaratra (1 Korintianina 9:22)

    • Oseania (Salamo 35:18)

    • Amerika Atsimo (Asan’ny Apostoly 1:8)

  • 2.55 LAHATENY MIFAMPITOHY: Miezaha Foana Haneho Fitiavana ao An-tokantrano:

    • Ry Lehilahy, Tiavo ny Vadinareo (Efesianina 5:28, 29)

    • Ry Vehivavy, Tiavo ny Vadinareo (Efesianina 5:33; 1 Petera 3:1-6)

    • Tiavo ny Zanakareo (Titosy 2:4)

  • 3.35 Hira 35 sy Fampandrenesana

  • 3.45 FILMA: Ny Tantaran’i Josia: Tiavo i Jehovah ary Ankahalao ny Ratsy (Fizarana 1) (2 Tantara 33:10-24; 34:1, 2)

  • 4.15 Ampianaro Haneho Fitiavana ny Zanakareo (2 Timoty 3:14, 15)

  • 4.50 Hira 134 sy Vavaka Famaranana

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara