FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • CO-pgm20 4-5
  • Asabotsy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Asabotsy
  • Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Asabotsy
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2021
  • Alahady
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2020
  • Asabotsy
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2019
  • Zoma
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024
Hijery Hafa
Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2020
CO-pgm20 4-5
Collage: 1. A group of Jehovah’s Witnesses walking and smiling in the field ministry. One is disabled and is being pushed in a wheelchair. 2. One of Jehovah’s Witnesses talking to an Amish man about the Bible. 3. Nehemiah.

Asabotsy

“Ataovy ho reharehanareo ny anarany masina. Ary aoka hifaly ny fon’izay mitady an’i Jehovah”​—Salamo 105:3

MARAINA

  • 9.20 Mozika Fanokafana

  • 9.30 Hira 53 sy Vavaka

  • 9.40 LAHATENY MIFAMPITOHY: Mahafaly ny Manao Mpianatra: Hatsarao ny Fahaizanao...

    • • Mametraka Fanontaniana (Jakoba 1:19)

    • • Mampiasa ny Herin’ny Tenin’Andriamanitra (Hebreo 4:12)

    • • Mampiasa Fanoharana mba Hanasongadinana Hevi-dehibe (Matio 13:34, 35)

    • • Mampianatra Sady Mafana Fo (Romanina 12:11)

    • • Mangoraka (1 Tesalonianina 2:7, 8)

    • • Manohina ny Fo (Ohabolana 3:1)

  • 10.50 Hira 58 sy Fampandrenesana

  • 11.00 LAHATENY MIFAMPITOHY: Mahafaly ny Manao Mpianatra: Raiso ny Fanampian’i Jehovah:

    • • Fitaovana Fanaovana Fikarohana (1 Korintianina 3:9; 2 Timoty 3:16, 17)

    • • Mpiara-manompo (Romanina 16:3, 4; 1 Petera 5:9)

    • • Vavaka (Salamo 127:1)

  • 11.45 BATISA: Nahoana ny Batisa no Mahatonga Anao ho Faly Kokoa? (Ohabolana 11:24; Apokalypsy 4:11)

  • 12.15 Hira 79 sy Fiatoana

TOLAKANDRO

  • 1.35 Mozika Fanokafana

  • 1.45 Hira 76

  • 1.50 Faly Manao Mpianatra ny Mpiara-manompo Amintsika any...

    • • Afrika

    • • Azia

    • • Eoropa

    • • Amerika Avaratra

    • • Oseania

    • • Amerika Atsimo

  • 2.35 LAHATENY MIFAMPITOHY: Ampio ny Olona Ampianarinao Baiboly mba...

    • • Hahay Hianatra (Matio 5:3; Jaona 13:17)

    • • Hivory (Salamo 65:4)

    • • Tsy Hiaraka Amin’ny Naman-dratsy (Ohabolana 13:20)

    • • Hiala Amin’ny Fahazaran-dratsy (Efesianina 4:22-24)

    • • Ho Naman’i Jehovah (1 Jaona 4:8, 19)

  • 3.30 Hira 110 sy Fampandrenesana

  • 3.40 FILMA: Nehemia: “Ny Fifaliana avy Amin’i Jehovah no Fiarovana Mafy ho Anareo” (Fizarana 1) (Nehemia 1:1–6:19)

  • 4.15 Manomana Antsika Hanao Mpianatra ao Amin’ny Tontolo Vaovao ny Fanaovana Mpianatra Dieny Izao (Isaia 11:9; Asan’ny Apostoly 24:15)

  • 4.50 Hira 140 sy Vavaka Famaranana

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara