Alahady
“Aoka koa ianao ho finaritra tanteraka amin’i Jehovah, dia homeny anao izay irin’ny fonao”—Salamo 37:4
MARAINA
9.20 Mozika Fanokafana
9.30 Hira 22 sy Vavaka
9.40 LAHATENY MIFAMPITOHY: Faly Foana ve Ianao...
• na dia Ory Aza? (Romanina 5:3-5; 8:35, 37)
• na dia Mijaly Aza? (2 Korintianina 4:8; 7:5)
• na dia Enjehina Aza? (Matio 5:11, 12)
• na dia Noana Aza? (Filipianina 4:11-13)
• na dia Zara Raha Manana Akanjo Aza? (1 Korintianina 4:11, 16)
• na dia Tratran’ny Loza Aza? (2 Korintianina 1:8-11)
• na dia Mety ho Faty Aza? (2 Timoty 4:6-8)
11.10 Hira 9 sy Fampandrenesana
11.20 LAHATENY HO AN’NY BESINIMARO: Afaka ny Hanan-karena Ianao Sady Tsy Hijaly (Ohabolana 10:22; 1 Timoty 6:9, 10; Apokalypsy 21:3-5)
11.50 Fianarana Ny Tilikambo Fiambenana
12.20 Hira 84 sy Fiatoana
TOLAKANDRO
1.40 Mozika Fanokafana
1.50 Hira 62
1.55 FILMA: Nehemia: “Ny Fifaliana avy Amin’i Jehovah no Fiarovana Mafy ho Anareo” (Fizarana 2) (Nehemia 8:1–13:30; Malakia 1:6–3:18)
2.40 Hira 71 sy Fampandrenesana
2.50 ‘Aoka Ianao ho Finaritra Tanteraka Amin’i Jehovah’! (Salamo 16:8, 9, 11; 37:4)
3.50 Hira Vaovao sy Vavaka Famaranana