FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • CO-pgm20 2-3
  • Zoma

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Zoma
  • Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Ampifalio ny Fon’i Jehovah!
    2020-2021 Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Faritra—Miaraka Amin’ny Mpiandraikitra ny Faritra
  • “Mifalia Amin’i Jehovah”
    2020-2021 Fivoriamben’ny Faritra Ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah—Miaraka Amin’ny Solontenan’ny Sampana
  • Zoma
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2019
  • Asabotsy
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2020
Hijery Hafa
Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2020
CO-pgm20 2-3
Collage: 1. The priest Ezra. 2. A flower. 3. Two of Jehovah’s Witnesses from different backgrounds preaching together. They are smiling and shaking hands. 4. A happy elderly couple holding hands and smiling at each other.

Zoma

“Mifalia hatrany ao amin’ny Tompo, eny, hoy indray aho: Mifalia!”​—Filipianina 4:4

MARAINA

  • 9.20 Mozika Fanokafana

  • 9.30 Hira 111 sy Vavaka

  • 9.40 LAHATENIN’NY MPITARI-DRAHARAHA: Nahoana i Jehovah no Antsoina hoe “Andriamanitra Falifaly”? (1 Timoty 1:11)

  • 10.15 LAHATENY MIFAMPITOHY: Ho Faly Ianao Raha...

    • • Manana Fiainana Tsotra (Mpitoriteny 5:12)

    • • Manana Feon’ny Fieritreretana Madio (Salamo 19:8)

    • • Mahay Mandanjalanja eo Amin’ny Asa (Mpitoriteny 4:6; 1 Korintianina 15:58)

    • • Manana Namana Tsara (Ohabolana 18:24; 19:4, 6, 7)

  • 11.05 Hira 89 sy Fampandrenesana

  • 11.15 TANTARA ARA-BAIBOLY HENOINA: “Nataon’i Jehovah Izay Hampifaly Azy Ireo” (Ezra 1:1–6:22; Hagay 1:2-11; 2:3-9; Zakaria 1:12-16; 2:7-9; 3:1, 2; 4:6, 7)

  • 11.45 Mifalia Satria Mamonjy Antsika i Jehovah (Salamo 9:14; 34:19; 67:1, 2; Isaia 12:2)

  • 12.15 Hira 148 sy Fiatoana

TOLAKANDRO

  • 1.30 Mozika Fanokafana

  • 1.40 Hira 131

  • 1.45 LAHATENY MIFAMPITOHY: Ataovy Izay Hahafaly ny Fianakavianao:

    • • Ry Lehilahy, Mahafinaritra Anao ve ny Miaraka Amin’ny Vadinao? (Ohabolana 5:18, 19; 1 Petera 3:7)

    • • Ry Vehivavy, Mahafinaritra Anao ve ny Miaraka Amin’ny Vadinao? (Ohabolana 14:1)

    • • Ry Ray Aman-dreny, Mahafinaritra Anareo ve ny Miaraka Amin’ny Zanakareo? (Ohabolana 23:24, 25)

    • • Rankizy, Mahafinaritra Anareo ve ny Miaraka Amin’ny Ray Aman-dreninareo? (Ohabolana 23:22)

  • 2.50 Hira 135 sy Fampandrenesana

  • 3.00 LAHATENY MIFAMPITOHY: Hita Amin’ny Zavaboary hoe Tian’i Jehovah ho Falifaly Isika:

    • • Voninkazo Kanto (Salamo 111:2; Matio 6:28-30)

    • • Sakafo Matsiro (Mpitoriteny 3:12, 13; Matio 4:4)

    • • Loko Tsara Tarehy (Salamo 94:9)

    • • Vatana Miavaka (Asan’ny Apostoly 17:28; Efesianina 4:16)

    • • Feo Mahafinaritra (Ohabolana 20:12; Isaia 30:21)

    • • Biby Mahavariana (Genesisy 1:26)

  • 4.00 Nahoana no Falifaly Izay Tia Fihavanana? (Ohabolana 12:20; Jakoba 3:13-18; 1 Petera 3:10, 11)

  • 4.20 Ny Mifandray Akaiky Amin’i Jehovah no Tena Mahafaly Antsika! (Salamo 25:14; Habakoka 3:17, 18)

  • 4.55 Hira 28 sy Vavaka Famaranana

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara