FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • CO-pgm21
  • Zoma

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Zoma
  • Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Alahady
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2021
  • Asabotsy
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2021
  • Zoma
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2022
  • Zoma
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2019
Hijery Hafa
Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2021
CO-pgm21
Collage: 1. Noah holds an ax and looks up at the tall trees in a forest. 2. A view of the earth, the stars, and the sun from space. 3. An aerial view of a whale with her calf.

Zoma

“Ampitomboy ny finoanay”​—Lioka 17:5

MARAINA

  • 9.20 Mozika Fanokafana

  • 9.30 Hira 5 sy Vavaka

  • 9.40 LAHATENIN’NY MPITARI-DRAHARAHA: Hoatran’ny Ahoana ny Herin’ny Finoana? (Matio 17:19, 20; Hebreo 11:1)

  • 10.10 LAHATENY MIFAMPITOHY: Nahoana Isika no Mino hoe...

    • • Misy Andriamanitra? (Efesianina 2:1, 12; Hebreo 11:3)

    • • Marina ny Tenin’Andriamanitra? (Isaia 46:10)

    • • Azo Ampiharina ny Fitsipik’Andriamanitra? (Isaia 48:17)

    • • Be Fitiavana Andriamanitra? (Jaona 6:44)

  • 11.05 Hira 37 sy Fampandrenesana

  • 11.15 TANTARA ARA-BAIBOLY HENOINA: Nankatò i Noa Satria Nanam-pinoana (Genesisy 6:1–8:22; 9:8-16)

  • 11.45 ‘Manàna Finoana ka Aza Misalasala’ (Matio 21:21, 22)

  • 12.15 Hira 118 sy Fiatoana

TOLAKANDRO

  • 1.35 Mozika Fanokafana

  • 1.45 Hira 2

  • 1.50 LAHATENY MIFAMPITOHY: Diniho ny Zavaboary dia Hatanjaka ny Finoanao

    • • Ny Kintana (Isaia 40:26)

    • • Ny Ranomasimbe (Salamo 93:4)

    • • Ny Ala (Salamo 37:10, 11, 29)

    • • Ny Rivotra sy ny Rano (Salamo 147:17, 18)

    • • Ny Biby any An-dranomasina (Salamo 104:27, 28)

    • • Ny Vatantsika (Isaia 33:24)

  • 2.50 Hira 148 sy Fampandrenesana

  • 3.00 Mampitombo ny Finoantsika ny Fampisehoan’i Jehovah ny Heriny (Isaia 43:10; Hebreo 11:32-35)

  • 3.20 LAHATENY MIFAMPITOHY: Tahafo Ireo Manam-pinoana

    • • Abela fa Tsy Kaina (Hebreo 11:4)

    • • Enoka fa Tsy Lameka (Hebreo 11:5)

    • • Noa fa Tsy ny Mpiara-monina Taminy (Hebreo 11:7)

    • • Mosesy fa Tsy Farao (Hebreo 11:24-26)

    • • Ny Mpianatr’i Jesosy fa Tsy ny Fariseo (Asan’ny Apostoly 5:29)

  • 4.15 “Mandiniha Tena Foana mba Hahitana Raha ao Amin’ny Finoana Ianareo na Tsia” (2 Korintianina 13:5, 11)

  • 4.50 Hira 119 sy Vavaka Famaranana

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara