FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • CO-pgm23 3
  • Alahady

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Alahady
  • Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2023
  • Mitovitovy Aminy
  • Alahady
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2021
  • Alahady
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024
  • Alahady
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2025
  • Alahady
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2022
Hijery Hafa
Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2023
CO-pgm23 3
Sary: Zavatra misongadina amin’ny fandaharana alahady. 1) Mpivady iray ao anaty lamasinina. 2) Mpaminany anankiray. 3) Raim-pianakaviana anankiray miresaka amin’ny vadiny sy ny zanak’izy ireo vavy. Maka aina eo amoron’ny arabe ry zareo.

Alahady

“Mbola maharitra miandry foana ... i Jehovah, satria te hiantra anareo”​—Isaia 30:18

Maraina

  • 9:20 Mozika Fanokafana

  • 9:30 Hira 95 sy Vavaka

  • 9:40 LAHATENY MIFAMPITOHY: Modely ny Mpaminany Satria Nanam-paharetana

    • • Elia (Jakoba 5:10, 17, 18)

    • • Mika (Mika 7:7)

    • • Hosea (Hosea 3:1)

    • • Isaia (Isaia 7:3)

    • • Ezekiela (Ezekiela 2:3-5)

    • • Jeremia (Jeremia 15:16)

    • • Daniela (Daniela 9:22, 23)

  • 11:05 Hira 142 sy Fampandrenesana

  • 11:15 LAHATENY HO AN’NY BESINIMARO: Hamaly ny Vavaka Ataonao ve Andriamanitra? (Isaia 64:4)

  • 11:45 Fianarana Ny Tilikambo Fiambenana

  • 12:15 Hira 94 sy Fiatoana

Tolakandro

  • 1:35 Mozika Fanokafana

  • 1:45 Hira 114

  • 1:50 TANTARA: “Ankino Amin’i Jehovah ny Lalanao” (Fizarana 2) (Salamo 37:5)

  • 2:30 Hira 115 sy Fampandrenesana

  • 2:40 “Mbola Maharitra Miandry Foana ... i Jehovah, Satria Te Hiantra Anareo” (Isaia 30:18-21; 60:17; 2 Mpanjaka 6:15-17; Efesianina 1:9, 10)

  • 3:40 Hira Vaovao sy Vavaka Famaranana

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara