FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 10 4
  • 21-27 Oktobra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 21-27 Oktobra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 10 4

21-27 Oktobra

1 PETERA 3-5

  • Hira 14 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Efa Manakaiky ny Faran’ny Zava-drehetra”: (10 min.)

    • 1Pe 4:7: ‘Aoka ianareo hisaina tsara, ary ho mailo ka tsy hanao tsirambina ny vavaka’ (w13 15/11 3 § 1)

    • 1Pe 4:8: “Mifankatiava fatratra” (w99 15/4 22 § 3)

    • 1Pe 4:9: “Aoka ianareo ho tia mandray vahiny ka hifaneho izany toetra izany, tsy misy fimenomenonana” (w18.03 14 § 2)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • 1Pe 3:19, 20: Oviana i Jesosy no nitory tamin’ireo “fanahy tao am-ponja”, ary ahoana no nanaovany an’izany? (w13 15/6 23)

    • 1Pe 4:6: Iza ireo ‘maty nitoriana ny vaovao tsara’? (w08 15/11 21 § 8)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) 1Pe 3:8-15 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Voalohany Mamangy: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Voalohany Mamangy: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 6)

  • Voalohany Mamangy: (5 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Teneno ilay olona fa tianao haseho azy ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? (mody asehoy fotsiny fa aza alefa). Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 8)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 137

  • “Misy Vokany Tsara ny Fitondran-tena Madio sy ny Fanajana Lalina”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Hanampy Antsika i Jehovah Rehefa Mafy ny Mahazo Antsika.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 88 § 1-11

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 61 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara