27 Janoary–2 Febroary
GENESISY 9-11
Hira 101 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Mbola Nampiasa Fiteny Iray Ihany ny Tany Manontolo”: (10 min.)
Ge 11:1-4: Nisy olona nanapa-kevitra ny hanorina tanàna sy tilikambo, nefa nifanohitra tamin’ny sitrapon’Andriamanitra izany (it “Babylona Lehibe”: “Ny mombamomba an’i Babylona fahiny” § 1)
Ge 11:6-8: Nataon’i Jehovah nisafotofoto ny fitenin’izy ireo (it “Fiteny”: “Ny niaviany” § 7)
Ge 11:9: Tsy nanohy an’ilay asa intsony izy ireo fa niparitaka (it “Firenena”: “Ny niandohan’ireo firenena” § 1, 2)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)
Ge 9:20-22, 24, 25: Nahoana no i Kanana no nozonin’i Noa fa tsy i Hama? (it “Hama” § 5)
Ge 10:9, 10: Nahoana i Nimroda no lazaina fa “mpihaza mahery nanohitra an’i Jehovah”? (it “Nimroda” § 3)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ge 10:6-20 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Faharoa Mamangy: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana no ahitana hoe niara-nanomana an’ilay fiverenana mitsidika izy mivady? Inona no nataon’ilay rahalahy mba hampidirana an’ilay boky anisan’ny Fitaovana Fampianarana, ary ahoana no nanombohany fampianarana Baiboly tamin’ilay izy?
Faharoa Mamangy: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 4)
Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina ho an’ny fiverenana mitsidika faharoa. Ampiasao avy eo ny boky Famintinana avy ao Amin’ny Inona no Azonao Ianarana ao Amin’ny Baiboly? mba hanombohana fampianarana Baiboly. (th lesona 2)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Miezaha ho Mpiasa Tena Mahay”: (15 min.) Fiaraha-midinika, ataon’ny mpiandraikitra ny fanompoana.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 101
Teny Famaranana (3 min. na latsaka)
Hira 56 sy Vavaka