25-31 Mey
GENESISY 42-43
Hira 120 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Tena Nahay Nifehy Tena i Josefa”: (10 min.)
Ge 42:5-7: Niezaka ny ho tony i Josefa rehefa nihaona tamin’ireo rahalahiny (w15 1/5 13 § 5-6; 14 § 1)
Ge 42:14-17: Nofantarin’i Josefa raha efa niova ny rahalahiny na tsia (w15 1/5 14 § 2)
Ge 42:21, 22: Hita tamin’ny resaka nataon’ireo rahalahin’i Josefa hoe nibebaka izy ireo (it “Josefa”: “Tonga hividy sakafo ireo rahalahiny” § 2)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)
Ge 42:22, 37: Inona no toetra tsara nananan’i Robena? (it “Robena” § 2)
Ge 43:32: Nahoana no naharikoriko ny Ejipsianina ny niara-nisakafo tamin’ny Hebreo? (w04 15/1 29 § 1)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ge 42:1-20 (th lesona 2)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fiverenana Mitsidika Faharoa: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana no ahitana hoe nahay nampiditra andininy ilay rahalahy? Nahoana ilay rahalahy no nanolotra boky Ianarana, ary ahoana no nanaovany an’izany?
Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 15)
Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) lv 34 § 18 (th lesona 8)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Iezaho Fantarina ny Tsipiriany Rehetra”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Hatsarao ny Famakianao Baiboly—Ampahany. Ampirisiho ny mpanatrika mba hijery an’ilay video manontolo.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 116
Teny Famaranana (3 min. na latsaka)
Hira 79 sy Vavaka