FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.11 2
  • 6-12 Novambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 6-12 Novambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.11 2

6-12 Novambra

JOBA 13-14

  • Hira 151 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Raha Maty ny Olona, dia ho Velona Indray Ve?”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Jb 13:12: Nahoana i Joba no nilaza hoe “ohabolana tsy misy ilana azy toy ny lavenona” ny tenin’ireo mody nampionona azy? (it Lavenona § 5)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Teny: (4 min.) lffi 1:1, 2 (th lesona 12)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fitoriana: Baiboly​—2Ti 3:16, 17. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! (th lesona 2)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff famerenana ny fizarana 1, fanontaniana 1-5 (th lesona 19)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 127

  • “Maninona Raha mba ‘Manokana Vola’?”: (15 min.) Fiaraha-midinika sy video. Ataon’ny anti-panahy. Derao ny fiangonana noho izy ireo manokana vola atao fanomezana mba hanohanana ny asan’ilay Fanjakana.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lfb lesona 6; Fampidirana ny Fizarana 3; Lesona 7, 8, 9

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 76 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara