FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb24.1 4
  • 22-28 Janoary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 22-28 Janoary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
mwb24.1 4

22-28 JANOARY

JOBA 38-39

Hira 11 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Manokana Fotoana mba Handinihana Zavaboary ve Ianao?

(10 min.)

Naka fotoana mba handinihana ny asany i Jehovah rehefa avy namorona ny tany (Ge 1:10, 12; Jb 38:5, 6; w21.08 31:7)

Nanokana fotoana handinihana ny zavatra noforonin’i Jehovah ny anjely (Jb 38:7; w20.08 33:2)

Vao mainka isika hatoky an’i Jehovah raha mandinika ny zavatra noforoniny sy mankafy an’izany (Jb 38:32-35; w23.03 12:8)

Renim-pianakaviana falifaly mandinika lolo eo an-tokotanin-dry zareo.

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Jb 38:8-10: Ahoana no ahitantsika avy amin’ireo andininy ireo hoe Mpanao Lalàna i Jehovah? (it “Mpanome Lalàna”: “Jehovah” § 1-2)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) ll 3:1, 2 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(2 min.) TSY ARA-POTOANA. Farano ny resaka rehefa tsy te hiresaka ilay olona. Miezaha anefa ho tsara fanahy. (lmd 2:3)

5. Rehefa Miverina Mitsidika

(5 min.) ISAN-TRANO. Tamin’ilay resaka nifanaovanareo teo aloha, dia nilaza ilay olona hoe misy havany maty vao haingana. (lmd 9:3)

6. Lahateny

(5 min.) lmd Fanazavana Fanampiny A, hevitra 1: Foto-kevitra: Hisy Fiovana Hitranga Tsy ho ela Raha Dinihina ny Zava-misy Eran-tany sy ny Toetran’ny Olona. (th lesona 16)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 111

7. Hanampy Antsika Tsy Hifantoka Be Amin’ny Tenantsika ny Fandinihana ny Zavaboary

(15 min.) Fiaraha-midinika.

Joba misaintsaina momba ny biby mahavariana noforonin’i Jehovah, ohatra hoe hipopotama, vanobe, aotirisy, voay, voromahery, soavaly, ary ombidia. Misy tafio-drivotra, ary mipetraka eo akaikin’i Joba i Eliho sy izy telo lahy mody mampionona an’i Joba.

Lasa nifantoka be tamin’ny olana nahazo azy i Joba rehefa nanisy ratsy azy i Satana sady nendrikendrehin’ny namany telo lahy izy.

Vakio ny Joba 37:14, ary iaraho midinika ity fanontaniana ity:

Inona no nanampy an’i Joba tsy hifantoka be tamin’ny olana nahazo azy sy hatoky an’i Jehovah bebe kokoa?

Rehefa mahatsiaro ho tototry ny olana isika, dia manampy antsika ny fandinihana ny zavaboary. Lasa tadidintsika, ohatra hoe lehibe i Jehovah, ary lasa tsy te hivadika aminy isika. Lasa matoky koa isika hoe ho vitany ny hikarakara antsika.​—Mt 6:26.

Alefaso ilay VIDEO hoe Fandinihana ny Bokin’i Joba: Biby. Iaraho midinika ity fanontaniana ity avy eo:

Nahoana no manampy anao hatoky kokoa an’i Jehovah iny video iny?

8. Fianarana Baiboly

(30 min.) lfb 35, 36, 37

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 73 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara