FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb24.5 2
  • 13-19 Mey

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 13-19 Mey
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
mwb24.5 2

13-19 MEY

SALAMO 38-39

Hira 125 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Aza Manamelo-tena Be Loatra Intsony

(10 min.)

Hoatran’ny hoe mitondra enta-mavesatra ny olona iray raha manamelo-tena be loatra (Sl 38:3-8; w20.11 48:12-13)

Miezaha hampifaly an’i Jehovah manomboka izao, fa aza mifantoka amin’izay fahadisoana vita taloha (Sl 39:4, 5; w02 15/11 20 § 1-2)

Mivavaha foana na dia mety ho sarotra aminao aza izany noho ianao manamelo-tena (Sl 39:12; w21.10 15 § 4)

Sary: 1) Rahalahy iray sahirana mitondra entana mavesatra be. 2) Ilay rahalahy teo ihany, tsy mitondra entana mavesatra intsony izy fa mibanjina ny hoavy sady feno toky.

Raha manamelo-tena be ianao, dia tadidio fa “tena mamela heloka tanteraka” i Jehovah rehefa mibebaka ny mpanota iray.​—Is 55:7.

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 39:1: Rahoviana isika no mila mampihatra an’ilay torolalana hoe “hohidiako ny vavako”? (w22.09 38:16)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) ll 11:1-3 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Mahaiza Mandanjalanja: Ahoana no Nataon’i Paoly?

(7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay VIDEO, ary iaraho midinika ny lmd 5:1-2.

5. Mahaiza Mandanjalanja: Tahafo i Paoly

(8 min.) Fiaraha-midinika miorina amin’ny lmd 5:3-5, “Jereo koa Ireto.”

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 44

6. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

7. Fianarana Baiboly

(30 min.) lfb 72, 73

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 84 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara