FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb24.5 5
  • 3-9 Jona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 3-9 Jona
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
mwb24.5 5

3-9 JONA

SALAMO 45-47

Hira 27 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

I Jesosy sy ilay vadiny an’ohatra. Mifampitantana ry zareo ary mitazana ny tany avy any an-danitra.

I Jesosy Kristy sy ny ampakariny, izany hoe ny 144 000

1. Hira Momba ny Fampakaram-badin’ny Mpanjaka Iray

(10 min.)

Miresaka momba ny fampakaram-badin’ny Mesia Mpanjaka ny Salamo 45 (Sl 45:1, 13, 14; w14 15/2 9 § 8-9)

Hatao aorian’ny Aramagedona ilay fampakaram-badin’ny Mpanjaka (Sl 45:3, 4; w22.05 21:10-12)

Hahazo fitahiana ny olombelona rehetra noho ilay fampakaram-bady (Sl 46:8-11; it “Ady, II”: “Ady ataon’i Kristy, ilay ‘Mpanjakan’ny mpanjaka’” § 5)


SAINTSAINO IZAO: ‘“Mientanentana be” ve ny foko dia lasa mazoto mitory ny vaovao tsara momba an’i Jesosy Kristy Mpanjakantsika aho?’​—Sl 45:1.

Lehilahy sy vehivavy mankafy ny fiainana ao amin’ny Paradisa.

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 45:16: Hanao ahoana ny fiainana ao amin’ny Paradisa raha jerena io andininy io? (w17.04 11 § 9)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) ll 13:1 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(3 min.) TSY ARA-POTOANA. (lmd 1:3)

5. Lahateny

(5 min.) w22.10 42:16-17: Foto-kevitra: Nahoana isika no afaka matoky an’ i Jehovah? (th lesona 18)

6. Hazavao ny Zavatra Inoanao

(4 min.) Fampisehoana. g 12/10 22-23 § 1-4: Foto-kevitra: Ahoana no Fiheveranao ny Firaisan’ny Samy Lehilahy na Samy Vehivavy? (lmd 6:5)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 131

7. Asehoy Foana hoe Tianao ny Vadinao

(10 min.) Fiaraha-midinika.

Sary avy amin’ilay video hoe “Tianao ve Raha Sambatra ny Tokantranonao? Asehoy Amin’ny Vadinao hoe Tianao Izy.” Mpivady iray mipetraka eo amin’ny sezalava. Manoroka ny vadiny eo amin’ny handriny ilay lehilahy.

Fotoana mahafaly ny andron’ny fampakaram-bady. (Sl 45:13-15) Matetika io andro io no anisan’ny fotoana mahafaly indrindra ho an’ny mpivady. Inona anefa no azon’ny mpivady atao mba tsy ho tamin’iny andro iny ihany izy ireo no mahatsapa ho sambatra?​—Mpto 9:9.

Ilain’ny mpivady ny mifaneho fitiavana raha te hanana tokantrano sambatra izy ireo. Afaka mianatra avy amin’ny nataon’i Isaka sy Rebeka izy ireo. Milaza ny Baiboly fa mbola nifaneho fitiavana foana i Isaka sy Rebeka, na dia efa nivady 30 taona mahery aza izy ireo. (Ge 26:8) Ahoana no azon’ny mpivady anahafana an-dry zareo?

Alefaso ilay VIDEO hoe Tianao ve Raha Sambatra ny Tokantranonao? Asehoy Amin’ny Vadinao hoe Tianao Izy. Iaraho midinika amin’ny mpanatrika ireto fanontaniana ireto avy eo:

  • Inona no mety hahatonga ny mpivady tsy dia hifaneho fitiavana loatra intsony?

  • Inona no azon’ny mpivady atao mba samy hahatsapa ry zareo hoe tiana sy anehoana fiahiana?​—As 20:35

8. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(5 min.)

9. Fianarana Baiboly

(30 min.) lfb 79, 80

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 111 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara