10-16 JONA
SALAMO 48-50
Hira 126 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)
1. Ry Ray Aman-dreny, Ampio Hatoky Kokoa ny Fandaminan’i Jehovah ny Mpianakavinareo
(10 min.)
Ampio hifandray akaiky amin’i Jehovah sy ny fandaminany ny zanakao (Sl 48:12, 13; w22.03 13:11)
Ampianaro ny zanakao ny tantaran’ny fandaminana (w12 15/8 12 § 5)
Araho ny tari-dalan’ny fandaminan’i Jehovah, dia amin’izay ianao ho modely ho an’ny mpianakavinao sady hampiofana azy ireo hanao hoatr’izany koa (Sl 48:14)
ZAVATRA AZO ATAO FOTOAM-PIVAVAHAN’NY FIANAKAVIANA: Azo atao tsindraindray ny mijery sy miara-midinika video iray ao amin’ilay fizarana hoe “Ny Fandaminanay”, ao amin’ny jw.org.
2. Vatosoa Ara-panahy
(10 min.)
Sl 49:6, 7: Inona no tokony hotadidin’ny Israelita momba ny harenan’izy ireo? (it “Harena”: “Ho nanan-karena ny Israely raha nankatò” § 4)
Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
3. Famakiana Teny
(4 min.) ll 13:2, 3 (th lesona 11)
4. Manàna Fahasahiana: Ahoana no Nataon’i Jesosy?
(7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay VIDEO, ary iaraho midinika avy eo ny lmd 6:1-2.
5. Manàna Fahasahiana: Tahafo i Jesosy
(8 min.) Fiaraha-midinika miorina amin’ny lmd 6:3-5, “Jereo koa Ireto.”
Hira 73
6. Zavatra Ilain’ny Fiangonana
(15 min.)
7. Fianarana Baiboly
(30 min.) lfb 81, 82