FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb24.5 8
  • 24-30 Jona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 24-30 Jona
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
mwb24.5 8

24-30 JONA

SALAMO 54-56

Hira 48 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Manohana Anao Andriamanitra

(10 min.)

Miantehera amin’i Jehovah hoatran’i Davida rehefa matahotra ianao (Sl 56:1-4; w06 1/8 22-23 § 10-11)

Sarobidy amin’i Jehovah ny fiaretanao, ary hanampy anao izy (Sl 56:8; cl 243 § 9)

Manohana anao i Jehovah. Tsy avelany hisy vokany maharitra eo aminao izay fitsapana mahazo anao (Sl 56:9-13; Ro 8:36-39; w22.06 26:16-17)

Anabavy kivy mitalaho amin’i Jehovah.

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 55:12, 13: Efa voalahatr’i Jehovah hamadika an’i Jesosy ve i Jodasy? (it “Fantatra Mialoha, Voatendry Mialoha”: “Ny zavatra fantatra mialoha sy voatendry mialoha” § 17-18)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) ll 14:2, 3 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(3 min.) AMPAHIBEMASO. Lazao amin’ilay olona hoe mampianatra Baiboly isika, dia omeo karatra mampahafantatra ny fampianarana ataontsika izy. (th lesona 11)

5. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) TSY ARA-POTOANA. (lmd 7:4)

6. Lahateny

(5 min.) w23.01 5:12-14: Foto-kevitra: Be Herim-po Isika Satria Tia An’i Kristy. Jereo ny sary. (th lesona 9)

Anabavy ao anaty bisy. Mandinika ankizivavy hitany hoe kivy izy. Misy taratasy mivalona hoe “Iza no Mahavaly ny Fanontaniana Momba ny Fiainana?” eny an-tanany.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira “Omeo Herim-po Aho” (fampiasa any am-pivoriana)

7. Faly Foana ve Ianao... na dia Mety ho Faty Aza?

(5 min.) Fiaraha-midinika.

Sary avy amin’ilay video hoe “Faly Foana ve Ianao... na dia Mety ho Faty Aza?” Rahalahy Dugbe misaintsaina ny zavatra niainany.

Alefaso ilay VIDEO. Iaraho midinika amin’ny mpanatrika ity fanontaniana ity avy eo:

  • Inona no nianaranao avy tamin’ny zavatra niainan’ny Rahalahy Dugbe, ka hanampy anao rehefa matahotra ianao?

8. Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity volana Jona ity

(10 min.) Alefaso ilay VIDEO.

9. Fianarana Baiboly

(30 min.) lfb 85, 86

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 70 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara