FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb24.9 2
  • 9-15 Septambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 9-15 Septambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
mwb24.9 2

9-15 SEPTAMBRA

SALAMO 82-84

Hira 80 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Mitsiriritra erỳ ny iray amin’ny taranak’i Kora mijery an’ilay sidintsidina manana akany ao amin’ny tokotanin’ny tempoly

1. Mifalia Amin’izay Ataonao ho An’i Jehovah

(10 min.)

Sarobidy amintsika ny fanompoantsika an’i Jehovah (Sl 84:1-3; wp16.6 8 § 2-3)

Ankafizo izay fanendrena efa azonao fa aza mifantoka amin’izay tianao ho azo (Sl 84:10; w08 15/7 30 § 3-4)

Tsara fanahy amin’izay rehetra tsy mivadika aminy i Jehovah (Sl 84:11; w20.01 17 § 12)

Sary: Levita manao fanompoana isan-karazany. 1) Mandraraka rano avy ao anaty siny tanimanga ho ao anaty kovetabe varahina. 2) Mitarika sarety feno siny tanimanga. 3) Mitondra siny tanimanga.

Mahazo fitahiana isika nefa koa miatrika olana amin’ny fanendrena tsirairay. Raha mifantoka amin’ireo fitahiana anefa isika, dia ho faly foana na inona na inona fanendrena azontsika.

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 83:18 : Inona no lazain’ny Baiboly momba an’i Jehovah? (lff 4:2)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) hf 3:1-4 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miezaha Hangoraka: Ahoana no Nataon’i Jesosy?

(7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay VIDEO, ary iaraho midinika ny lmd 9:1-2.

5. Miezaha Hangoraka: Tahafo i Jesosy

(8 min.) Iaraho midinika ny lmd 9:3-5, “Jereo koa Ireto.”

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 57

6. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

7. Fianarana Baiboly

(30 min.) w22.01 1:10-17

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 38 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara