FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb24.09 8
  • 21-27 Oktobra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 21-27 Oktobra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
mwb24.09 8

21-27 OKTOBRA

SALAMO 100-102

Hira 37 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Asehoy hoe Mankasitraka ny Fitiavan’i Jehovah sy ny Tsy Fivadihany Ianao

(10 min.)

Miezaha ho tia be an’i Jehovah (Sl 100:5; w23.03 11:18-19 )

Halaviro izay rehetra mety hanimba ny fifandraisanao amin’i Jehovah (Sl 101:2, 3; w23.02 8:10)

Aza mifandraindray amin’izay manaratsy an’i Jehovah sy ny fandaminany (Sl 101:5; w24.04 15:17 efajoro)

Rahalahy iray mijery ao amin’ny telefaoniny. Misy zavatra alefan’ny olona ao amin’ny tambazotran-tserasera be dia be manodidina azy, ohatra hoe vaovao, sary, hafatra, “émoticônes.”

SAINTSAINO IZAO: ‘Sao dia hanimba ny fifandraisako amin’i Jehovah ny fomba ampiasako ny tambazotran-tserasera?’

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 101:3: Inona no loza sasany tsy maintsy halavirintsika?(w23.02 8:10)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) hf 4:6-8 (th lesona 12)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(3 min.) ISAN-TRANO. (lmd 2:3)

5. Rehefa Miverina Mitsidika

(5 min.) ISAN-TRANO. Asao hianatra Baiboly ilay olona. (lmd 9:4)

6. Hazavao ny Zavatra Inoanao

(4 min.) Fampisehoana. ijwbq 129: Foto-kevitra: Niova ve ny Baiboly? (th lesona 8)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 137

7. ‘Mifikitra Aminao Aho, dia Mitazona Ahy Ianao’

(15 min.)

Fiaraha-midinika. Alefaso ilay VIDEO. Iaraho midinika ireto fanontaniana ireto avy eo:

  • Ahoana no nampisehoan’i Ana fa tia an’i Jehovah sy tsy nivadika taminy izy?

  • Ahoana no anahafantsika azy?

8. Fianarana Baiboly

(30 min.) w22.01 5:12-20

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 28 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara