FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb24.11 2
  • 11-17 Novambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 11-17 Novambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
mwb24.11 2

11-17 NOVAMBRA

SALAMO 106

Hira 36 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. “Nohadinoin’izy Ireo Andriamanitra Ilay Mpamonjy Azy”

(10 min.)

Nikomy tamin’i Jehovah ny Israelita rehefa natahotra (Ek 14:11, 12; Sl 106:7-9)

Nimenomenona tamin’i Jehovah ny Israelita rehefa noana sy nangetaheta (Ek 15:24; 16:3, 8; 17:2, 3; Sl 106:13, 14)

Lasa nanompo sampy ny Israelita rehefa nitebiteby (Ek 32:1; Sl 106:19-21; lfb 24:2)

Anabavy handeha hanompo, dia misaintsaina ny fomba nanampian’i Jehovah azy tamin’ny lasa. Sary: 1) Mahazo fitsidihan’ny mpiandry izy. 2) Nisy nanatitra harona feno sakafo izy. 3) Nahazo taratasy sy sary avy amin’ny namany iray izy.

SAINTSAINO IZAO: Rehefa miatrika zava-tsarotra isika, nahoana no mahasoa antsika ny mitadidy ny fomba efa nanampian’i Jehovah antsika taloha?

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 106:35, 36: Nahoana isika no tsy tokony hampiasa sary na sarivongana isika rehefa mivavaka? (lff 14:4)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) hf 5:7, 8 (th 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Ataovy Mora Azo ny Fampianaranao: Ahoana no Nataon’i Jesosy?

(7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay VIDEO, ary iaraho midinika ny lmd 11:1-2.

5. Ataovy Mora Azo ny Fampianaranao: Tahafo i Jesosy

(8 min.) Iaraho midinika ny lmd 11:3-5 sy ilay hoe “Jereo koa Ireto.”

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 78

6. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

7. Fianarana Baiboly

(30 min.) w22.02 7:1-7

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 98 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara