FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb24.11 5
  • 2-8 Desambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 2-8 Desambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
mwb24.11 5

2-8 DESAMBRA

SALAMO 113-118

Hira 127 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Inona no Havalintsika An’i Jehovah?

(10 min.)

Miaro sy mamonjy antsika i Jehovah, ary tsara fanahy amintsika (Sl 116:6-8; w01 1/1 11 § 13)

Asehontsika hoe mankasitraka an’i Jehovah isika, rehefa manaraka ny lalàny sy ny torolalany (Sl 116:12, 14; w23.10 42:19)

Asehontsika hoe mankasitraka an’i Jehovah isika, rehefa manolotra “sorona fisaorana” ho azy (Sl 116:17; w19.11 22-23 § 9-11)

Mpivady feno toky mibanjina ny eo aloha. Sary: Sary mifanohitra momba ny fomba ampiasan-dry zareo ny fotoanany. 1) Mijery fandaharana tsy mety ao amin’ny tele ry zareo; miara-mianatra ry zareo. 2) Miantsena ry zareo dia mividividy zavatra be dia be; manao fampirantiana ry zareo.

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 116:12-14: Iza ireo ‘olona tsy mivadika’ resahina eo amin’io andininy io? (w24.03 9:8)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) hf 6:5-7 (th 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Manàna Herim-po: Ahoana no Nataon’i Jesosy?

(7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay VIDEO, ary iaraho midinika ny lmd 12:1, 2.

5. Manàna Herim-po: Tahafo i Jesosy

(8 min.) Iaraho midinika ny lmd 12:3-5, “Jereo koa Ireto.”

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 60

6. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

7. Fianarana Baiboly

(30 min.) w22.02 8:11-19

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 103 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara