FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb24.11 6
  • 9-15 Desambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 9-15 Desambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
mwb24.11 6

9-15 DESAMBRA

SALAMO 119:1-56

Hira 124 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. “Inona no Tokony Hataon’ny Tanora Raha Te Hanao ny Tsara Foana Izy?”

(10 min.)

Mila mitandrin-tena foana ianao (Sl 119:9; w88 1/2 18 § 10)

Mifikira amin’ny fampahatsiahivan’Andriamanitra (Sl 119:24, 31, 36; w06 15/6 25 § 1)

Aza avela hijery zavatra tsy misy ilana azy ny masonao (Sl 119:37; w10 15/4 20 § 2)

Rahalahy tanora manao fianarana samirery.

SAINTSAINO IZAO: ‘Inona avy ny fampahatsiahivana azoko ka manampy ahy hadio fitondran-tena foana?’

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 119:50-52 Inona no tokony hataontsika raha esoina isika satria manaraka ny fitsipik’i Jehovah? (w22.11 47:14)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) hf 6:8, 9 (th 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(3 min.) TSY ARA-POTOANA. Mandritra ny fitoriana isan-trano, dia miresaha amin’ny olona iray hitanao eny an-dalana, alohan’ny hahatongavanao ao amin’ny trano manaraka. (lmd 1:4)

5. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) ISAN-TRANO. Tamin’ilay resaka nifanaovanareo teo aloha, dia nilaza ilay olona hoe misy havany maty vao haingana. (lmd 9:3)

6. Lahateny

(5 min.) w24.07 29:12-16: Inona no Hataoko mba Tsy ho Resin’ny Fakam-panahy? (th 20)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 40

7. Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity volana Desambra ity

(10 min.) Alefaso ilay VIDEO.

8. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(5 min.)

9. Fianarana Baiboly

(30 min.) w22.02 9:1-8

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 17 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara