FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb25.01 2
  • 13-19 Janoary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 13-19 Janoary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2025
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2025
mwb25.01 2

13-19 JANOARY

SALAMO 135-137

Hira 2 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Mosesy manatsotra ny tanany, dia manasaraka ny Ranomasina Mena. Variana ny Israelita sy ireo olona be dia be tsy Israelita mijery an’izany.

1. “Ambony Noho ny Andriamanitra Rehetra ny Tompontsika”

(10 min.)

Asehon’i Jehovah hoe voafehiny ny zavaboary rehetra (Sl 135:5, 6; it-1 1127 § 4-5)

Miaro ny vahoakany izy (Ek 14:29-31; Sl 135:14)

Manohana antsika izy rehefa kivy isika (Sl 136:23; w21.11 44:16)

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 136:1: Nahoana no mahasoa antsika ny mahalala hoe tsy miova mandrakizay ny fitiavan’i Jehovah antsika? (w21.11 44:10)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) hf 7:7, 8 (th 11)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(3 min.) TSY ARA-POTOANA. Liana ilay olona, dia alaivo ny nomeraon-telefaoniny ary omeo azy ny anao. (lmd 2:4)

5. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) ISAN-TRANO. Asao hivory ilay olona. (lmd 9:4)

6. Hazavao ny Zavatra Inoanao

(5 min.) Fampisehoana. lff 19:1-3: Tena Kristianina ve ny vavolombelon’i Jehovah? (th 12)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 10

7. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

8. Fianarana Baiboly

(30 min.) w22.03 11:10-18

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 125 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara